Mpaminany Sandoka

1. christ777 ( 02/02/2014 17:41)
Betsaka ieo karazana mpaminany sandoka misy eto amintsika eto madagasikara.
Ohatra isaky ny fiangonana.
- TJ Hoe hiakatra ho any andanitra dia tsy tanteraka t@ 18..Ho avy hony Jesosy
- Advent hoe 1844 dia tsy tanteraka.Ho avy hony Jesosy
- Maya 21 dec 2012
- Mailhol hoe 2013 ny voasoratra tamin'ny taomobilina dia naderadera eraky ny lalana dia tsy tanteraka ny maha prézidan azy.Afabaraka.

Tokony tsy hanaiky an'izany tsy fahamarinana izany intsony ny olona.

Ireo rehetra ireo no Mpaminany sandoka voasoratra ao amin'ny bokin'ny Apokalypsy.Farihy afo sy solifara no miandry azy ireo ary efa fantany izany fa izy tsy maintsy manjono aloha fa tsy miala maina. Ary izay azony dia voapetaka vy mahamay fa tsy mba manana azon-damosina na manana hery hanoherana ny tsy fahamarinana dia alehony miafy ao. Mahatsiaro an'ilay secte tany an-dafy izaho hoe niara namono tena daholo ny mpino tao.Tena mampalahelo.



répondu par rhaj0 le 07/02/2014 21:09
2. Nehemiah ( 03/02/2014 15:38)
Tena marina izany, fa saingy indrisy fa misy foana ny marivo salosana
3. rekinbelo ( 03/02/2014 17:26)
Salama namana
Fa ireo ihany moa no everina fa mpaminany sandoka, ny mormon izay milaza fa any etats unis hono i adama, katolika sy ny maria ngaha everinao fa marina, ny protestanta sy ny afobe moa marina, ny musulman sy ny coran koa ve ekenao fa marina
Mpandainga sy mpamitaka olona daolo ny fivavahana rehetra itanao ireo
"La réligion c'est l'oppium du peuple"
4. Nehemiah ( 04/02/2014 06:17)
rekinbelo:
ny protestanta sy ny afobe moa marina

Ahoana kay no ahafantaranao fa diso ity iray ity ?
rekinbelo:
"La réligion c'est l'oppium du peuple"
Tiako marihina fa raha athée na agnostique (na déiste aza) ianao dia mbola religion ihany izay, satria mitompo teny fantatra mandray position momba an'Andriamanitra (tahaky ny hoe tsy misy izy, na tsy mety fantarina izy, na tsy miditra @ izao tontolo izao mihitsy izy)
5. sitlo ( 04/02/2014 12:56)
Tsy ny gasy irery ihany io fa ahely mihitsy ka. Ny tandrefana aza izao efa mamatsy vola ny al-qaeda koa.
Miala tsiny fa teny anglisy
[center][/center]

Fa tahaka ny an'i rekinbelo ny ahy no fahitako azy.
6. rekinbelo ( 04/02/2014 12:57)
Tsy athé za sanatria namana Nehemia fa ny tiako avoaka fotsiny teo ambony dia hoe toa tsy fantatry ny sasany mihitsy ny kilema be ao @ ireo fivavahana hafa izay efa mahatratra 10 000 ny isany erak'izaotontolo izao, eto madagascar moa efa 150 mahery.
Na ny atao hoe mpaminany sandoka aza mety tsy mazava tsara @ namama chri777.
Miala tsiny @ Nehemia raha mety nahatezitra anao ny tenako e.
7. mirananirina ( 04/02/2014 19:41)
Tsy misy mahalala marina isika izay sandoka sy tsy sandoka, izay marina sy tsy marina fa dia mino, minoa fotsiny ihany, tantara no nampitaina sy nampianarina dia arahina. Ka tsy tokony hifanenjika satria samy tsy nahita izay Andriamanitra sy i Jeso isika.
8. Nehemiah ( 07/02/2014 12:33)
Koa i Jesoa mihitsy no nanentana antsika ho malina @ mpaminany sandoka e
9. rhaj0 ( 07/02/2014 21:09)
Mifototra @ inona ny "faminaniana" ? Na ny faminaniana ataon'olo ka hatramin'ny faminaniana ao @ Baiboly ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5658