madagasikara

1. bazylou ( 23/01/2014 23:57)
ho an'ny malagasy ary ampandrosoin'ny malagasy. tsy mila gasy vazaha na saim bazaha fa gasy ho an'ny madagasikara.
Tsy mila ny firenena iza na iza .

Ny ahy tohanako rehfa mahatsangana hopitaly, ............... fa tsy ronono an tavy etsy sy eroa dia hanaobe fandroaka sy be sandry fotsiny.

ataovy pm i tgv fa mety aminay e.

répondu par andrywui le 24/01/2014 21:37
2. cyril ( 24/01/2014 03:04)
tgv ry papa tsy nahatsanga hopitaly a

sady vazaha
aiza ary nareo zany
3. lefitatra ( 24/01/2014 04:42)

bazylou:

ho an'ny malagasy ary ampandrosoin'ny malagasy. tsy mila gasy vazaha na saim bazaha fa gasy ho an'ny madagasikara.
Tsy mila ny firenena iza na iza .

Ny ahy tohanako rehfa mahatsangana hopitaly, ............... fa tsy ronono an tavy etsy sy eroa dia hanaobe fandroaka sy be sandry fotsiny.

ataovy pm i tgv fa mety aminay e.




na nedala hatao pm ara ve tsy mba ho menatra e, filoha ve no ahidina grade , foza marina a mitorona fa tsy mandroso
4. ombelline ( 24/01/2014 07:32)
lefitatra:


na nedala hatao pm ara ve tsy mba ho menatra e, filoha ve no ahidina grade , foza marina a mitorona fa tsy mandroso


:) :) bien vu !!!
5. Rnrs ( 24/01/2014 07:36)
fifidianana efa voavolavola ho hamotehina ny firenena ve no entina handaingana hoe io no presida voafidimbahoaka?? tsy fitiavan-tanindrazana izan @ko! to ny avy any ivelany no mahazo vahaza sy mampanaiky ! de aiz ilay vahoaka antapitrisa?? tokon ireo no mametraka lalàna sy manome fahefana fa tsy ny vahiny ary ivelan indray?? fanjanahantany ankolaka ataon'ny frantsay io ar mbola saribakoly frantsay ko io apetrakareo sy iriariavanareo io!!! to mandatsa ny fireneko io invetiture manipuler io.

aiz ny tena mahamalagasy e?? mbol teny vahiny ko ve rangah no hamolavolana ny lalana rehetra misy eto!! de mbola vahiny ihany ko no hafarana hampiofana ny tafika malagasy!!!fa aiz ilay fiandrianana e?? de ngah ko eto misy ady be no dia manafatra ny frantsay ny zandary vao mahay manenjika sy mitifitra ny mpiray tanindrazana @?? nefa ny dahalo ary mandindi to tsy misy atahorana???
mieritreret isika malagasy fa toa manjary ozona no zakain'ny taranaka??
6. andrywui ( 24/01/2014 09:00)
Ka tokony nifidy mihitsy ane le vahoaka antapitrisa resahanao e naninnn raha nahatsapa fa oe tehanao anzao ah tokony nande nifidy fa matoa tsy nande nifidy ny olona à de mety aminy ny teo ,,,le tonga nisoratra anarana aza mbola ny antsasany ihany kou no nanapakevitra hifidy ....
Izany hoe ,aleo amnzao fa tsy maninn fa mety amiko izao no tao antsainy ,fa raha efa tena oe leo (arakin'ny eritreritrin'ny mpiondana) ny olona à de farafakeliny 5.000.000 malagasy no nisoratra anarana
7. bazylou ( 24/01/2014 20:57)

i tgv ry baina no nanao hopitaly manara penitra. 6 izao ni efa vita , ny any maintirano najanona fa ratsy ny lalana, ny any Morondava fanim pitony miandry tokanana sisa.

Ahoana, iza no masakisaky azy hilaza ny mifanohitra amin'izany ????
8. andrywui ( 24/01/2014 21:37)

bazylou:


i tgv ry baina no nanao hopitaly manara penitra. 6 izao ni efa vita , ny any maintirano najanona fa ratsy ny lalana, ny any Morondava fanim pitony miandry tokanana sisa.

Ahoana, iza no masakisaky azy hilaza ny mifanohitra amin'izany ????


Zay ane le zavatra tokony hisainan'ny mpiondana tsara e ,,,jereo fa nahavita hopitaly marapenitra fito be izao ny olona NEFA ny vola tsisy nanome famatsiambola tsony ry Fmi sy ny Bm sy ny namany ,,, de zay le ilana le saina mandinika tsara oe taiza tokou atry ??? Taiza marina no nahita vola be tsy toko tsy forohana nanaovana hôpital manaraka norme internationale toy izany ??? De mbo ampiasao io loha io faza de atao fitoeran'ny satroka fotsiny nama aa ,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4171