Mifalia ry vahoaka fa ho azo sotroina amin'izay izany izao ny ranomasina

1. sitlo ( 22/01/2014 08:09)
Araka ny nolazain'i Hery Rajaonarimampianina tany Toliara dia fidio hono izy fa ho avadiny ho rano fisotro ny ranomasina. Tsy hijaly rano intsony hono ny faritra antsimo.

Mifalia izany fa ho tanteraka tokoa anie izany!
répondu par andrywui le 23/01/2014 09:56
2. Nehemiah ( 22/01/2014 09:32)
Kay ve nampanantena an'izay i tazia ? Latsaka ambany ny 4L isan-tokan-trano sy ny menaka 2 500 Ar/L.

Azoko antoka @'izay fa mbola hosazina im-7 avo heny nohon'ny otantsika isika Malagasy
3. hery ( 22/01/2014 21:21)
Ny jiro hono tsy ho tapaka intsony afaka 3 volana :-)
4. andrywui ( 22/01/2014 22:13)
100 andro de hanankarena daolo faza be wawawawa e alefaso ny conte à rebours . Manomboka eo amn investiture !!!
5. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 09:48)
Manomboka eo am investiture d ataovy am bloc note ny laokanareo ao anatin'ny volana iray d ho hitanareo hoe nisy fiovana tsara sa tsia ! Iaraha-mahita mantsy e !
6. andrywui ( 23/01/2014 09:56)

mpisotrtoaka:

Manomboka eo am investiture d ataovy am bloc note ny laokanareo ao anatin'ny volana iray d ho hitanareo hoe nisy fiovana tsara sa tsia ! Iaraha-mahita mantsy e !

Zato andro après investiture Rapisotro toaka à ,,,hena kisoa sy tsaramaso henakisoa sy akoho , henakisoa sy ravitoto amn voanio no hoanondrapisotro atao tsaky toulejouro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.597