Aza mataoatra e , aza miahiahy nareo ry zanak'i da...

1. andrywui ( 19/01/2014 14:08)
Aza mataoatra e , aza miahiahy nareo ry zanak'i dada fa lasa io à , mande io ......
Aza mataoatra fa olona manana diplômes ambony betsaka sady nahita fianarana no ambony saina i Hery Vaovao Rajaonarimampianina ka
tsisy atahoranareo ny olona mety hoe hibaikobaiko azy na hoe hitondra ny fitondrana ambadika na hijapijapy eo ,,,izy no be faripahaizana be eo ka hibaiko azy amin'inona i iza ??? Hisavika an'iza amin'ity Filoha manampahaizana vaovao i iza ???

Noho izany à , de aza mikoropaka nareo oe hidona amn pôtô na nitsoraka any anaty rano ny Filoha vaovao fa ampio izy e ,,tsisy resaka foza na amalona na sôbakaka tsony ny resaka zao fa fampandrosoana ,,,,,olona avarapi no mitondra atsika ...tsisy resadronono na dj zany tsony fa diplômes be sy fahaizana no hiainga eo ,,,halleloia !!!!
répondu par andrywui le 22/01/2014 22:18
2. cbd ( 19/01/2014 20:55)
mankaleo b ty bandy ty am io dadany !!!!!!!
3. sitlo ( 19/01/2014 23:14)
Foza nouveau modele izany? Miendrika voalavo kely fa tsy bitro intsony. Sady mba nahita fianarana.

Saingy...
4. andrywui ( 19/01/2014 23:46)

sitlo:

Foza nouveau modele izany? Miendrika voalavo kely fa tsy bitro intsony. Sady mba nahita fianarana.

Saingy...


Ny mpivarodronono mitapoka sy ronono antavy nlisany ve hanana diplômes miavosa sy tapipahaizana otran'ny Hery Rajaonarimampianina ? Tsy mahita tenenn sy avaly de mi se moqué sy mi insulté amin resaboalavo sisa ry le sitlo bic ......huhuhuh tsisy amidy amina ronono antavy tsony eto e
Fahaizana sy diplôme zao no ady eo. ,,ananatsika be io !!!!!! Hohohoho innn ndray no saingy ????.....FFFFFFFFHH
5. sitlo ( 20/01/2014 01:45)
Ny fomba tsotra amantarana ny olona hoe mahay dia ny fahalalany fa tsy ny atao hoe tapi-pahaizana.
6. andrywui ( 20/01/2014 08:25)
.....ny fahalalany kou eo ihany (HANANANY HERY VAOVAO TSARA IZANY) fa eo ihany kou ny fahendreny !! Izay nideran'ny olona azy tamin'ireny débat nizy sy JLR ireny , mihantsy ady amin'ny mpanao gazety , tezitra sy tonga fofona foana , kizitina , mamo imasombahoaka , zavatra logique be no tsy nahalany nenareo ,ratsy fisafidy olona dadanareo . Raha i Fetison Andrianirina nefa no nataony teo ohatra !! Tonga de nahavoa 75% 1er tour de vita nareo huhuhuh
7. andrywui ( 20/01/2014 08:27)
Donto ka ..!! Na tsy mahatoky olona rehetra ny dadanareo !! Iadivany daholo na ananany arrière daolo ny olona tsara rehetra ,,,, zay ka !!!! Io no vokany !!! Olona gorera be iny no nalatsany huh hoh
8. force02 ( 20/01/2014 14:58)
EH misy mivarotra palitao double face ange ny mpanao politika e..............!?
9. sitlo ( 21/01/2014 07:41)
Dia ohatra an'izao izany ny foza rehefa mitarika dinika. Im-piry isa-kerinandro moa wiwi no manonofy president? hihihi
10. andrywui ( 21/01/2014 13:38)
manaike oe resy i JLR fa ratsy safidy nareo a , de manaike fa maivana ny kandida nareo ,,
tsy maniry president ah ry sitlo fa mety hiakatra colonel ato ho ato ah raha tsara ny fandehany huhuhuhuhuhuhu
11. ombelline ( 21/01/2014 15:29)

Raha miaraka @ fahendrena ny fahaizana dia tsara tokoa, saingy ahiako tsy ho izay ny tranga eto miaraka @ ireto foza ireto .

Efa tazana manko izay nandritra ny teteza miitatra, nampiasain'ingahy fery vaovao t@ zavatra tsy marina ny fahaizana sy fahalalàny

Ho hitantsika eo ny tohiny !

12. hery ( 22/01/2014 21:23)
Fa toa hoe DJ ihany hono no atao praiminisitra?
13. andrywui ( 22/01/2014 22:05)

hery:

Fa toa hoe DJ ihany hono no atao praiminisitra?


Non non non tsy tafiditra anisanireo listes nizy efadahy i dj anao zany fa efa paika madio , fandrosoana vaovao , sy fisokafana amin'olona vaovao no efa hirosoan'ny mpitondra amnizao , efa any amn resaka technique no jerena fa tsy politique no jerena zao e
14. hery ( 22/01/2014 22:07)
Enga anie :-)

Toa misisika be mantsy hono i dj
15. andrywui ( 22/01/2014 22:16)
Tsy mety mitsy io raha samy ambaniandro no tête de train oa !!! Tsy mitombina zany .....
16. andrywui ( 22/01/2014 22:18)
Tsy maintsy côtier (re) no eo aminio toerana io !!
Grave be zany !! Tsy miditra risque amzany i Hery R.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2955