ho ela velona ny filoha hrajaonarimampianina
1. bazylou
(
17/01/2014 23:17)
ity vao tena bonne ry baina fa tsy misy teny vazaha mihitsyny anaran'nilay filoha voafidim bahoaka.
milay eeee
Dia mangina sy mipetraha daholo amin'izay ianareo tim and co fa resy eeee. ary rehefa resy dia resy fa tsy be wawawa hoe halatra io e, zao io e,

répondu par andrywui le 19/01/2014 13:59
2. andrywui
(
18/01/2014 00:09)
Huhuh taolana ny nify lesy ka mihome fa tsy mihome loza ah ,,,,
Mangidy ho an'ny mpiondana ane lesy izao zavatra,zao ee atao okory fa de raiso ampitiavana ihany le taona vaovao 2014 eee
Bonne année aby rankizy aaaa tchin tchin lay aaa

3. hadji
(
18/01/2014 07:52)
andrywui:tsy dia misy hevitra azo raisna ny anareo roalahy ireto fa wa wa fotsiny
Huhuh taolana ny nify lesy ka mihome fa tsy mihome loza ah ,,,,
Mangidy ho an'ny mpiondana ane lesy izao zavatra,zao ee atao okory fa de raiso ampitiavana ihany le taona vaovao 2014 eee
Bonne année aby rankizy aaaa tchin tchin lay aaa
4. andrywui
(
18/01/2014 08:35)
hadji:
andrywui:tsy dia misy hevitra azo raisna ny anareo roalahy ireto fa wa wa fotsiny
Huhuh taolana ny nify lesy ka mihome fa tsy mihome loza ah ,,,,
Mangidy ho an'ny mpiondana ane lesy izao zavatra,zao ee atao okory fa de raiso ampitiavana ihany le taona vaovao 2014 eee
Bonne année aby rankizy aaaa tchin tchin lay aaa
AZAFADY ARY
PARIDAO MARINA MAFY
ENTANIN-KAFALIANA DE MITENITENY FOANA
AZA NY TENAKO NO ARIANA FA NY TENIKO ARY E. ,HUHUH
5. moi
(
18/01/2014 09:27)
Tenin'ny enti-kafaliana tokoa ny azy mtsam ! Mampagasihasy ny sasany !
Ndao hitraka e, raisina am-pisaorana zay zava-misy eo, mbola vaovao ve ny taona dia mbola fankahalana foana ve no hotaritina mandava-taona e ?
Saino ange e, hiady mba hionganan'i HVM, dia mandresy hono zany i Ra8, dia hiady indray TGV mba hionganan-dRa8, dia izany foana ve ?

6. mirananirina
(
18/01/2014 13:50)
bazylou:
ity vao tena bonne ry baina fa tsy misy teny vazaha mihitsyny anaran'nilay filoha voafidim bahoaka.
milay eeee
Dia mangina sy mipetraha daholo amin'izay ianareo tim and co fa resy eeee. ary rehefa resy dia resy fa tsy be wawawa hoe halatra io e, zao io e,
ok: Hery Marisialy Rajaonarimampianina teny gasy be daholo marina an.