Aiza ianao ry Hery web master a!!!

1. ronaldo09 ( 16/01/2014 07:29)
Aiza ianao ry 'ngahy lehibe fatra-mpanohana an-dravalo o!!Mivoaha rangahy maneho hevitra amizao faharesena anao izao sady We miss you!!
répondu par hery le 22/01/2014 15:11
2. andrywui ( 16/01/2014 13:39)
Ka i hery mbola somokitra manao prise de son ao amin'ny studio any ao kou rarainy innn ze politika any fa ny album n'y ho avoakany amnity 2014 ty no mahamaika azy ao zao kou huhuh :)
3. ronaldo09 ( 16/01/2014 14:37)
Kozy ve ra Andry!!! De zao letsy ra Andry ! Manaova letsy fety sambatra radem de aza adino eny Antanimena ny fotoana radem manomboka amy 16h jusqu'a loby de tongava rangahy!!
4. andrywui ( 16/01/2014 17:03)
Ok. Ronaldo à avy ah e ho taomiko daolo ry zalah zanaki dada ato reo fa efa be no nanaiky ho avy ry lerony ,,Fety be io kou ,,sady tsy ho adino ity fandresena miezinezina be ity ,,,, zahay sy Noue no sur fa ho avy any e efa nkoziko lery fa afaka izy ....ok noue à ?
5. hery ( 16/01/2014 22:33)
:-)

Manaova fety sambatra daholo e. Hiadana amin'izay ny Malagasy satria hitohy ny tetezamita.

Raha ho ahy manokana, ny antony hitolomako sy hilazako ny resaka ara-dalàna dia ho an'ny Malagasy fa tsy ho ahy irery. Izaho anie mandeha ny fiainako na iza na iza president eo e.

Na teo Ravalo na tsy teo dia nandeha foana ny fiainako. Ianareo no sahirana tamin-dRavalo teo.

Na teo Rajoelina na tsy teo dia nandeha foana ny fiainako.

Naharitra 4 taona ny tetezamita fa ny fiainako mandeha foana.

Ka na mbola haharitra 20 taona aza ny tetezamita, ny fiainako tsy miankina amin'izany.

Ny Malagasy no mampalahelo
6. andrywui ( 17/01/2014 00:30)

hery:

Marina zany sefo à publieo hira nao vaovao.ao ary alou hanaovatsika fety e
7. hery ( 17/01/2014 22:15)
Satria ve hoe malahelo ny Malagasy dia hanao fety? :-)
8. moi ( 18/01/2014 09:29)
aza akoraina rangaha ny resy a ! hevero fa tsy fandresena goavana ange ny an'ny naharesy e ! eny e, na victoire écrasante aza, ny resy hono tsy akoraina ! sa teneninareo hafa fa ny ataonareo hafa ?
9. hadji ( 18/01/2014 14:16)

hery:

Satria ve hoe malahelo ny Malagasy dia hanao fety? :-)
"Ny mpangalatra sy ny mpisoloky rehefa tsy tratra dia mifaly sy mifety avy eo miady sy mamboraka ny nafenina eny imasom-bahoaka fa tsy mitovy ny vola voazara" Pasteur RAINIMANGALAHY
10. andrywui ( 18/01/2014 14:58)
Aza asiana fandrangitana tsony fa efa zay no valimpitsarana s'y didy nivoaka de manaiky isika ,,,nareo ane araky ny teninareo de oe velona sy manana ny ampy sy ny vola be anareo any andafy any de tsy olana n'a mipoaka aza le aty e ,,ka aza provokena ady tsony fa ratsy le re-krizy ndray. Mijaly ny vahoaka mou nareo mety ho goagoaka fahatany eo ,,calme calmos aleo ilammm
11. force02 ( 18/01/2014 15:02)

andrywui:

Aza asiana fandrangitana tsony fa efa zay no valimpitsarana s'y didy nivoaka de manaiky isika ,,,nareo ane araky ny teninareo de oe velona sy manana ny ampy sy ny vola be anareo any andafy any de tsy olana n'a mipoaka aza le aty e ,,ka aza provokena ady tsony fa ratsy le re-krizy ndray. Mijaly ny vahoaka mou nareo mety ho goagoaka fahatany eo ,,calme calmos aleo ilammm
tsy mandrangitra kosa aloha ilay olona maneho hevitra ra hoarina aminao sy bazylou e tsy ahavotarika anay aloha raha ny toe-tsainareo ireo e
12. bazylou ( 19/01/2014 20:05)
kyyy, resy indray ry tim le azaaaa.

Aza manody ny goavy manta marina.
13. lefitatra ( 20/01/2014 07:13)
TSY RESY NY OLONA MANGINA ARY ANDRIAMANITRA TSY ANDRINAREO ANDRINAY
FONA
14. moi ( 20/01/2014 07:34)

lefitatra:

TSY RESY NY OLONA MANGINA ARY ANDRIAMANITRA TSY ANDRINAREO ANDRINAY
FONA

Olona mangina ve ? Matoa mila hampanginina dia mbola mitabataba. Ary ny dadanareo mbola manao zay hikatsoan'ny gasy hatrany ; très mauvais perdant hoa !
Eny e, misy aloha tonga dia mba manaiky resy e, ekeny fa bluff ilay hoe Tokony ho nandresy saingy nisy halabato ! azony tsara fa nihendanja be JLR nony 2ème tour noho ireny débat, mamo, franc-maçon ireny, saribakoly. Maro no efa manaiky hoe diso olona Ra8 nifidy an'i JLR.
15. andrywui ( 20/01/2014 08:18)

moi:

Marina mitsy zany ry moi , be de be ireo mpiondana no milaza sy manaiky hoe tena faharesena aradalana le izy fa ny adala tia ady iany sisa no mbola mi provoqué eo , vao niseho mitsy le filazan'i JLR (izy tenany mihitsy) hoe membres ao amn franc maçons illuminatu izy dia nanaiky molotra tanteraka ny 80% nireo client any , tonga niatsampy nisafidy sy nivadika taty amn hery vaovao daolo , ho anzay tsy mahalala de groupe n'a sataniste matanjaka be manerantany ny franc maçonnerie ary mitetika ny hitondra anizao tontolo izao ara économique no tanjony , ireo mpitondra fanjakana matanjaka sy ny BM , ny FMI ny American , France sns ....zay matanjaka rehetra eran'ny Europe ao daholo .
16. force02 ( 20/01/2014 14:56)
ity Andrywii ity mahita zavatra hafahafa ho lazaina foana fa aseho porofo eto fa izaho izao tsy mahafantatra an'izany miandry izahay ary izay vao afaka mana-pakevitra
17. andrywui ( 21/01/2014 13:44)
force02 ___)) nga tsy henonao fa ny vavan'i JLR mihitsy anie no nilaza anzany direct fa tsy hoe fanaratsian'olona akory e ,, ivereno henoina ireo debat nataony de ho henonao ao daholo izy mamboraka anzany ,,ka zah kou ne saika tsy nino raha tsy nahenoe ,, le resaka franc macon sy illuminati ndray jereo ao amin internet fa tsy vita raha ho tantaraiko amnao eto
18. ronaldo09 ( 22/01/2014 15:05)
Mandeha foana ny fianano ra Hery koa maninona no manohitra be an'i zandrikely de manohana an-Dravalo le!!!Sa zany no atao hoe mampionontena?
19. hery ( 22/01/2014 15:11)
Efa nolazaiko io hoe maninona ka.

Ho an'ny Malagasy no mahatonga ahy hitolona fa tsy ho ahy sy ny vady aman-janakko. Izahay aty milamina na iza no prezidà ao na iza. Ravalo no teo tsy nahazo tombony aho, Rajoel no teo tsy maty antoka aho. Ny fiainako mandeha foana.

Ny sasany eto no maty antoka raha vao Ravalo no eo na nahazo tombony raha vao Rajoel no eo.

Na miverina eo Ravalo na mbola mijanona eo Rajoelina tsy nampiova ny fiainako mihitsy izany.

Ary izaho tsy manohana an-dRavalo fa manohitra tanteraka izay nanongam-panjakana na iza anarany na iza.
Raha Georget no favori afaka nifanohitra tamin'ny foza dia Georget no notohanako.

Rehefa tsy foza d ok.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1436