Ny Gasy(Hery) no tokony hitondra an'i Gasikara fa tsy metisy sinoa mifangaro frantsay(Jean louis)!!!
1. ronaldo09
(
03/01/2014 06:48)
Madagasikara an'i Malagasy ary olona mizaka ny zom-pirenena malagasy avy amin'ny Raiamandreniny no atao hoe gasy fa tsy ty metisy rehetra ty de lazaina fa gasy!!!Fandresen'i Rajaonarimampianina dia fandresen'ny gasy rehetra satria na ny anarany aza dia gasy ranoray fa ilay iray iry vazaha be na ny anarany sady mbola fier hono izy fa frantsay ny dadany dia sinoa ny mamany!!!koa maninona raha mirotsaka any Chine raha sahy na any Frantsa?
Noho izany dia aleo ny gsy Ray gasy Reny hitondra ny taniny!!!
Fandresen'i Hery midika fandresen'ny Gasy rehetra
Noho izany dia aleo ny gsy Ray gasy Reny hitondra ny taniny!!!
Fandresen'i Hery midika fandresen'ny Gasy rehetra
répondu par ronaldo09 le 16/01/2014 07:16
2. andrywui
(
03/01/2014 09:27)
Hay ve less Ronaldo olona vazah be ty Jlr ty e ,,,ary saika nandevozimbaza ndray isika zan ra tsy nahay tsara ,, aleo marina gasy ray sy reny tokoa aa ,,
3. ravatorano
(
03/01/2014 13:08)
andrywui:
Hay ve less Ronaldo olona vazah be ty Jlr ty e ,,,ary saika nandevozimbaza ndray isika zan ra tsy nahay tsara ,, aleo marina gasy ray sy reny tokoa aa ,,
o ry zalah ah tratry ny taoana klouh d samia ho tahian Izy Tompo Nahary eh
fa i Obama moa letsy zalah amerikanina tsisy fangarony ve sa safiotra ihany koa hahahaha
za aloha na iza mitondra eo na iza ka afaka manatanteraka ny zavatra tena ilain ny vahoaka dia akaikiny za zay fa raha hiteniteny foa toa ny tany atsimo hoe tsy hijaly rano tsony nareo fa avadiko ho rano madia mangatsangatsaka io ranomasina io hoy hery rajao dia ho hita aloha izany satria za mahita fa izy no ho lany amin ty deuxieme tour ity !
wait and see io eh hihihih
4. andrywui
(
03/01/2014 13:48)
ravatorano:

TRATRIN'NY TAONA ZOKY RAVATORANO À
salama ve e ,,,marina zany zoky à fa raha ampitahaina izy roalahy kandida ozy Mirananirina zay na de hita oe samy mitady hapme aza de farafa ..aleo Hery vaovao ,,marina mitsy zay fandinihana zoky be aa ,,olona mamo imasombahoaka ve ? Mora tezitra be sy kitohinina ve? Sady otran tsisy capacité zany i tonton zanloii à ,, de aleo zokibe i Hery vaovao a. Sady ze notenenina de tsy maintsy taterahina eee ,,avaditsika ranovelona eau vive io la mer io raha zay no tian'i zokibe ee hunhunhun
5. danbal
(
03/01/2014 17:29)
ARABAINA FA TRATRY NY TAONA DAHOLO NY NAMANA REHETRA E, de samia mifaly fa tonga @ le noeritreretina tsika zao
6. andrywui
(
03/01/2014 18:36)
Tratrin'ny taona less danbal à ,,, tchin tchin kely ozy viavy chila zay hon hon hon
8. Nehemiah
(
04/01/2014 06:46)
Izao ve rangahy no fanavakavahana foko misy @ vahoaka gasy dia avy eo gaga rehefa avakavahina toy izay koa izy... Mahakivy e...
9. ravatorano
(
14/01/2014 16:19)
andrywui < za mahatoky an lah fa tsy ilay hery kosa aloha an hihihihihihi
d ho hita eo letsy zandrilahy an
d ho hita eo letsy zandrilahy an
10. ronaldo09
(
16/01/2014 07:16)
I Obama ve hitovy amin'i Jean Lois e! mampitovy ny pirina sy balenina koa ravatorano !!hahahahaha