le resaka DEBAT ireny no tena fopla tamn JLR .....

1. andrywui ( 20/12/2013 19:19)
ireny no tena tokony tsy nataon'i JLR fa hita daholo ny faute fopla rehetra n'i dr jean louis ohatra le HAMAMOANA
LE HATEZERANA be tsisy antony
LE MORA ENTIMPO be na de zavatra tsisy dikany aza
itan'ny vahoaka mpifidy ireny de nihataka ny olona

tokony tsy nanatrika na nanaiky anreny ra jean louis de tsisy itan'ny olona ny tavanarosiny

le debat debat ireny no tena fopla taminy ,, zao angaina ny entana raha ts mahay !!!!
répondu par andrywui le 03/01/2014 09:23
2. andrywui ( 22/12/2013 08:54)
Tsy naharesy FOZA akory kay ny SAOBAKAKA

safidin'ny Malagasy madiodio ireny !! Tsy tehiaina 2002 -2009 intsony ny vahoaka , grave anie ireny very asa sy hitsapeta tamreny e sady be vava ,manta vava ....
Soa fa nanaiky ny hodian'i dada i Hery Vaovao tsisy arakaraka fa mahazo mody izy ,tsy migadra ,tsy voadaroka
3. mirananirina ( 23/12/2013 17:40)
Arrogant no hitako tena mety ilazana azy!! Vao naheno ny feony sy ny firesaby fotsiny aho dia hoy aho hoe inona aza no nangalani Ravalo an ity?
4. zama91 ( 02/01/2014 22:29)
Ka n'a i oui oui s'y Mirananirina aza ve no tafakatra 2 em tour teo tsy naharesy an i HVM raha tsy nisy ala bato manara penitra ve,saingy indrisy 2500000 voix fotsiny ,i rapa vatofototra aza izao ho lasa minisitra face book bientot,mihetsiketsika lisany ry ouioui an hon hon hon
5. andrywui ( 03/01/2014 09:23)

zama91:

Ka n'a i oui oui s'y Mirananirina aza ve no tafakatra 2 em tour teo tsy naharesy an i HVM raha tsy nisy ala bato manara penitra ve,saingy indrisy 2500000 voix fotsiny ,i rapa vatofototra aza izao ho lasa minisitra face book bientot,mihetsiketsika lisany ry ouioui an hon hon hon

Zany v ry bainn ?!!... Nenlisany anie ry bainn tsy mijery anle olona fa jery tokana no ao andoha e , aiza no ieritreretana oe Jean Louis kopaka lava sady mora tezitra be iny ve no itondra firenena e ,,aza mijery loko elah bainn fa olombaovao daolo daolo izy roalahy ireo fa eo ane isika zany no mifidy e zay le izy ,,,fa tsy oe defa tgv ratsy zay,,, ary raha anjely ndray no nilatsaka tamn anaran'ny tgv ? De aona ndray bainn ?? Faharoa miverena elah bainn fa tsy mlamm any à Nantes any huhuhuhuh ,,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2764