propagandin-dradaoro!!!!

1. danbal ( 09/12/2013 18:05)
O, ry zareo a,hitako t@ tele omaly fa le olona manao propagandy ao ange otran'ny olona ho safotra ho azy eo ampitsanganana eo e, ny lela toa miraikitra,sady sempotra de sempotra, ny hafanana koa moa mamely rahateo,ARY SAO DE MARARY FO ARY IZY INY? otrany tsy mahafa-piry zany an, vao miteny de hita hoe tsy avotra,fa to magovi-peo kely somary miboredika zany,tsy de manakambara loatra, fa fandraisana anjara no zava-dehibe, ahahhhh!!! le reniny no mivaza mafy manao ze ho afany!!
répondu par danbal le 17/12/2013 18:21
2. mirananirina ( 09/12/2013 18:45)
Tsy vitan'ny hoe ho safotra fotsiny fa bdb ny teny omena, nefa sur aho fa tsy ho tanteraka akory avy eo ny teny avoaka. Kobaka am-bava daholo no betsaka, ny sasany izany dia hita hoe tsy ahantanteraka izay lazainy izany mihitsy.
3. andrywui ( 10/12/2013 01:52)
O ry Mirana à , tsy fantatr' elah akory fa i Jlr ane zany mangovipeo kely tsy salama zany ee. Izy kosa ne ra danbal efa ho im fitopolo nahita ririnina e ,,le izy mipince tsy.amn lerany no tena mampivembena be ny tenany s'y ny.feoany. ,,gaigy ty le
4. lefitatra ( 10/12/2013 04:59)
ny olona tsy de be kozy otrireny anie lty ry rzala no tena hanao raha e,
ny @ireny mantsy tsy mahay anle mee seadap e(raha resaka de fitaka ny lela)
fa rehefa ny olona zay no kobaka ambava be de 1% anze nolazainy rehetra ireo no hataony.
tena mba kozy e,
za aloha efa leomboanana anle kobaka ambava e, aleoko le tsy de be teny nefa hanao zavatra
fa tsy rehefa hoe tonga le ilana anle vahoaka de mody miara mitakosina @ vahoaka, hum hum . ko raha tsy paiso ny kill ko, alain'ny kill koa ny fanomezana zay homeny @ fotoana fohy satria tsy mahalala ny vahoaka raha tsy @ fotoana fohy koa,
hisy be no tapaka lalakozatra eo @ faran'ny taona kle , hi3
5. Dreamlover14 ( 10/12/2013 05:28)
Point de vue anankiray ity : Tsy aleo ve HVM atao any @ organe de contrôle fa tsy any @ exécutif. Ny olona "Expert comptable" toa azy mantsy mahay micmac @ classification comptable ny mouvement n'ny vola miodina ao @ io fanjakana io.

Raha izy no chef-n'ny exécutif dia minoa ahy ianareo fa tsy hisy hokianina ny fitantanana kanefa ny détournement, halatra, ets... izay ho avy eo dia ho "marina" eo anatrehantsika vahoaka ary ho hitan'ny havantsika eto isika afaka 5 taona. Tadidio fa efa mazava be hoe ao ambadik'i HVM i ANR sy Mamy Ravatomanga izay sefon'ny mpanao exportation de bois de rose teto @ tanàna.

Tena marina ny an'ny akama eto ambony hoe ireny be kobaka am-bava ireny dia tsy mahatanteraka afa-tsy 1% n'ny zavatra teneniny fa ny tsy dia be teny mahavita miasa mangina. Mba comparéo fotsiny ny olona nangonin'i HVM teny @ Coliséum dia firy % ny vato azony teto tanà ?

Za manohana foana an'i JLR hatr@ farany.

6. mirananirina ( 10/12/2013 09:13)
Izaho moa tsy dia manaraka firy ny propagandy ny kandinda ho filohampirenena , fa ireto député no arahiko tsara!!! Ohatra omeko fotsiny ity an: hoy i Dame de coeur hoe rehefa mahazo 4x4 hono izy dia hapetrany any @ fokontany na firaisana ilay tomobila hampiasain'ny vahoaka, hitondrana marary sns... Izany ve dia ho fiteny? Hita izao fa tsy hontanteraka izany raha ahazo 4x4 eo tokoa izy. Kobaka ambava daholo fotsiny ihany.
7. andrywui ( 13/12/2013 11:34)
i camille vital no tena tsara nilatsaka speed deputé raha vao nipoaka le filoha ,, satria nahoana ? izy efa manana anle 4x4x 350 anazy ireny de tonga de tapenana amininy ny mason'ny daholo ,,,
8. danbal ( 17/12/2013 18:21)
Sur mihintsy ry andry a,tonga de efa vonona ny rehetra, 350 4x4 be zao, mahazo dodoly hono na polisy na gendarme, ny rehetra e!!! sady iny na dozy aza mbola mijoro tsara fa ny sofiny fotsiny no lasa menamena aaahhhhha!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0849