Rajaonarimatinkanina

1. Nehemiah ( 04/12/2013 12:43)
Misy mpiara-miasa amiko izay mampianatra any Sahambavy rehefa Alatsinainy.

Tonga teny Rajaonarimampianina ka omby 5 no novonoina.

Ny debadeba ihany, izany hoe ny ben'ny tanàna, ireo sefom-pokontany sns, no tena nahazo anjara be, fa ny tambanivohitra kosa dia zara fa nahazo.

Ka lasa natao hoe "Rajaonarimatinkanina" ny anaram-bositr'i Rajaonarimampianina
répondu par Nehemiah le 04/01/2014 06:43
2. lefitatra ( 04/12/2013 13:47)
sy naman'ny mahantra ireny e,
de tsy naman'ny madinika,
fa olon'ny mpanana sy ambony
satria hitako any amin'ny tanananay izany fa ambinambin'ireo anjaran'ny tompon'andraikitra sy manampaefana no mba ho an'ny vahoaka madinika tena mila ilay zavatra,
eny e,azy izany fa tsy misy hifanerena ny fiainana fa zay mamafy vovoka tsy maintsy hijinja tadio
3. andrywui ( 05/12/2013 20:28)
huhuhuuhh ahoanao inona ozy zay omby maty tany fa ny hena hoanina !!

efa nihinankena sy nahazo anjara 5kg isantokatrano alou ny vahoaka defa milay zay ka !!

atao bebe sira iny de atao kitoza !!.. maharitra elabe iny vao lany hon hon hon hon
4. Nehemiah ( 06/12/2013 05:44)
Tsy excuse ho an'i Rajaonarimatinkanina izany
5. andrywui ( 06/12/2013 08:02)
Tsy nisy de tena oe nahazo be de nanahoana ne ny sasany.fa mba oe amn maha olomboavidy sy manamboninahitra ny olombofidin'ny tanana de mba natao bebe ny azy logique be zany !! Fa tsy atsasakomby akory n'y an' préfet daholo hono ,,,, logique be loatra le resaka de tsy hita ze ilazana azy huh
6. Nehemiah ( 04/01/2014 06:43)

andrywui:
olomboavidy [...] ny olombofidin'ny tanana de mba natao bebe ny azy logique be zany !!

Iny aloha dia ekena e :-) !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1261