ni ... ni ...

1. vahiny2004 ( 15/11/2013 09:42)
Inona no tsoa-kevitra tokony horaisina izany : efa natao hoe "Ni ... Ni... " ilay fifidianana, dia nefa izao toa ny candidat ndry Ni-Ni ireto no tonga @ fihodinana faha 2

Raha ny marina izany dia tsy nisy antony akory ny nametrahana io fitsipika io
répondu par margrity le 22/11/2013 01:10
2. nilex ( 18/11/2013 09:44)
ka tsy nitondra vahaolana mihintsy nge iny ni ....ni iny e.Tokony navela hilatsaka mihintsy aza izy roalahy mba hivahan'ny olana rehetra dia aleo ny vahoaka no hisafidy.Ankehitriny mantsy dia nivoaka tamin'ny fahanginany ihany ny vahoaka maro an'isa.Ny olona eto amintsika nge dia tsy ny hevitry ny vahoaka no henohina fa ny hevitry ny mpanao politika dia mikatso ny raharaha.
3. vahiny2004 ( 18/11/2013 10:46)

nilex:

ka tsy nitondra vahaolana mihintsy nge iny ni ....ni iny e.Tokony navela hilatsaka mihintsy aza izy roalahy mba hivahan'ny olana rehetra dia aleo ny vahoaka no hisafidy.Ankehitriny mantsy dia nivoaka tamin'ny fahanginany ihany ny vahoaka maro an'isa.Ny olona eto amintsika nge dia tsy ny hevitry ny vahoaka no henohina fa ny hevitry ny mpanao politika dia mikatso ny raharaha.


ny mpanao politika sy ny CI
4. zama91 ( 20/11/2013 09:27)
Efa fantatra fa tsy ho tafa i fery vaovao dia ni ni indray hono(MMM miara mangalatra an i hajo, hisaraka isika vital, Mst an i rolland, i dadafara vadin i nenifara)
5. vahiny2004 ( 20/11/2013 21:11)
zama91:

Efa fantatra fa tsy ho tafa i fery vaovao dia ni ni indray hono(MMM miara mangalatra an i hajo, hisaraka isika vital, Mst an i rolland, i dadafara vadin i nenifara)



Tena tsy misy azoko izay lazainao azafady
6. vahiny2004 ( 21/11/2013 08:19)

vahiny2004:

zama91:

Efa fantatra fa tsy ho tafa i fery vaovao dia ni ni indray hono(MMM miara mangalatra an i hajo, hisaraka isika vital, Mst an i rolland, i dadafara vadin i nenifara)



Tena tsy misy azoko izay lazainao azafady


Mijery gazety maraina io aho vao azoko indray ny tianao lazaina fa misaotra
7. margrity ( 22/11/2013 01:10)
Dia ny eo ihany izany no eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3488