foano iny 1èr tour in hono e

1. force02 ( 04/11/2013 10:02)
urgent>12H00 REQUETE : Le candidat à la présidentielle, Monja Roindefo, vient de déposer à l'instant une requête auprès de la Cour électorale spéciale (CES). Il demande l'annulation des résultats du 1er tour.
Date : 04/11/2013

Ahoana ny hevitrao momba izany e?
répondu par hadji le 15/11/2013 09:39
2. andrywui ( 04/11/2013 10:13)
Ka oe nisy anle fitoriana fa efa vita ny enquête zany de nazava fa nipeka distrika ry zanloi kou , kobo le izy ,,mety itambatra daolo ireo kandida zao ,n'a asaina mi disqualifié i zanloi na tsy hay ze sazy azony eo , , tonga de ny urne mitsy no napifamadihany , fa ny naha donto azy de ny isan'ny mpifidy tao amle nipehana tsy napitoviabdry zanloi amin tena isan'ny mpifidy ( cenit anefa manana kou )
Olona 3000 isa ve de nefa ry zanloi nahita olona 80.000 mpifidy matoatoa ,sady zay oe 85% azy daholo hun hun hun dontofetsy !!!
3. andrywui ( 04/11/2013 10:17)
Tsy foanana ny fifidianana fa zanloi no disqualifié oa , izy mijann zany fa ny entana rehetra miainga iany
4. locl ( 04/11/2013 11:27)
Tena efa mitapy ity ra-wui ity ray olona fa aleo bloquer-na fa manjary le site serasera no mihena valeur, tssssssssssssss
5. andrywui ( 04/11/2013 12:03)

locl:

Tena efa mitapy ity ra-wui ity ray olona fa aleo bloquer-na fa manjary le site serasera no mihena valeur, tssssssssssssss


Hun hun hun hun miporina v elah locl à ?? Bloqué n'a aona ? Hanao ny fomba fanaon'ny dada koa ?? Refa tsy mahazaka demokrasia letie de ndana miainga any à hon hon hon
6. andrywui ( 04/11/2013 12:08)
Ity seraserandrahery ty leti misy demokrasia , mande daolo ato na kaikitra na ongobolo ,,katsaka anaty lapoaly ty ry le locl à ze tsy mahatanty demokr mipitika Re-hun hun +hon hon hon
7. andrywui ( 04/11/2013 12:10)
Ompa sy teny ratsy sy mi insulté oul iany no fady ato !!@
8. danbal ( 04/11/2013 18:33)
rehefa tsy mahazaka adi-hevitra sy demokrasia ry locl de aza miditra ato mihintsy a , aiza ary enao zany???? sao de ho tapaka lalandrà madinika eo, fa ato tsisy tapenam-bava zany kah, aza miteny ratsy fotsiny fa ny hevitra tsy maintsy ampiadina !! bye
9. Nehemiah ( 05/11/2013 06:59)
I Andrywui kosa no tena mampandeha ny seraseran'i Hery ka tsy ho bloqué izao mihitsy e lol :-)
10. andrywui ( 05/11/2013 08:07)
Ka tsy za ko ane ry locl no nanokatra anity dinika ty ko nahoana mo ah tompoko no ho tapandoha fotsiny zao , ,
Jereo tsara fa i force02 no nanokatra anizy ty de za no iantsoan'i locl mégaphone ato hoe homboy homboy , hun hun hun ,,, zao efa nivoaka ny vaovao fa amampolony maro ny fitoriana mipetraka any amn ratsamangaika mahefa rehetra any (innn no dikanzany ratsamangaika zanybry locl ??) Ka raha mitory ani zanloi daolo ireo hoa de tsy maintsy disqualifié i zanloi (zay le tsy zakan'i locl) fa misy fetra ny lanjan'ny fitoriana , raha mavesatra daholo ny 50% nireo de vita !!! Anaterako ropatsa eo ,de mamangy amn fahoriana eeeeee
11. Xhavier ( 05/11/2013 12:19)
Za eto miteny ary efa naheno tamina olona ambony ao @ fitondrana nisy koa membre kmfcnoe sy mpanaramaso fifidianana sasany nilaza fa nisy candidat efatra eo ho eo nanao impression hafa tany andafy ng bulletin unique efa vocoché miaraka amin ny urne
12. locl ( 05/11/2013 15:41)
WUI A: Resy indray diia mingonongonona an !!!
13. hery ( 07/11/2013 07:50)
Izaho aloha tsy manao be resaka fa samy ho avy daholo ny anjarany e.

Tsy misy mpanao ratsy hilamindamina zany eo fa tsy maintsy hivaly daholo ihany.
14. andrywui ( 07/11/2013 08:17)

hery:

Izaho aloha tsy manao be resaka fa samy ho avy daholo ny anjarany e.

Tsy misy mpanao ratsy hilamindamina zany eo fa tsy maintsy hivaly daholo ihany.


Mpanao ratsy aona ry hery à ? Expliqué o le ratsy oe ....7taona , 20taona ze nitondra teo nibata amin gony daholo nitsoaka , fa zahay anga nisy ariary novantanina tao amn Bank sy Trésor fa ny vola,rehetra tao ireny hitampoko nofaohan'i Dada sy nailiny tsikelikely ireny ,,,ka taiza le ratsy no natao ?? Sa le bois de roses nanodinana ny firenena (tsisy mpamatsy vola) ireny no mampalaelo ?
Ka nahodina tamninn ty firenena ra tsy nisy BDR ??
Teo taloha ela efa nidradradraina mitsy oe trandrao ny harena hanodinatsika ny firenentsika fa mahavita tena tsika ,,de n' ampikena amzay refa tsisy robinet tsony dans 4ans i Madagascar de minainaina be ,,,INONA ARY ? VOLA TAIZA ARY no nanodinana io mach.admin io 4ans ( Bank. Trésor 0fmg ) , ny nandoavana karamampanjakana rehetra 4ans ?????

Zay le anaovanay sy mlamm oe , mba ampiasao le loha handinika fa de itoerantsatroka fotsiny ve ???!!!!
15. hery ( 07/11/2013 08:20)
Ka aza matahotra raha tsy nanao ratsy e. Aza mikoropaka :-)

Aza miaro tena sahady raha toa ka tsy nanao ratsy fa milamina tsara.

Fa izay nanao ratsy kosa aloha dia ho avy ny anjarany :-)

Misy vidiny daholo ireny fananam-panjakàna nosimbana sy nodorana ireny, ireny olona an'arivony manjary very asa vokatry ny krizy ireny...

Fa raha tsy ianareo no nanao an'ireny dia aza matahotra ka. Fa izay nanao an'ireny mbola hahazo ny valiny daholo. Tsy misy mpanao ratsy hilamindamina izany.
16. andrywui ( 07/11/2013 08:41)
raha very asa no horesahina de amanaliny ny olona no efa NOVEREZIN'I TIKO SY MAGRO ASA

raha ratsy no horesahina de "des milliards" no nentinzay nitsoaka rehetra .

fa mbola niampy FATY OLONA teo Ambohijatovo nenareo

TSISY ATAHORANAY FA MADIO NY TANANAY ,,,,
17. hery ( 07/11/2013 08:55)
Ka aza miaro tena raha tsy nanao ratsy e.

Izaho aloha dia tena mankasitraka ny hamaizana izay nanao ratsy rehetra. Tsy asiana amnistie izany mihitsy satria izay meloka dia tokony hotsaraina.

Na ny teny Ambohijatovo na ny teny Antaninarenina, izay rehetra nitondra olona hovonoina hifanatrika amin'ny miaramila amin'ny zone rouge. Tsaraina daholo ary tsy avela hitsoaka.
18. andrywui ( 07/11/2013 09:09)
Ka tsisy hitsoaka zany eo fa hiandry ny sasany sao miditriditra eto aza atao ko hitsoaka aona
MADIO NY TANANAY N'A ARA BOLA N'A NY FITIFIRANA ANAY OTRAN'NY ALIKA NOVONOINA TENY AMBOHIJATOVO ,, ny vola lasandravalo daholo no nivarotana ny BDR hanodinana ny firenena .
Tsisy miaro tena eo fa voaro automatique zahay ka ,,,,,
19. andrywui ( 07/11/2013 09:16)
Resaka tsotra sy mazava tsy azo aodina amn hafetsena de izao :NOTIFIRINA ARY NAHAFATY TGV AMAMPOLONY MARO nareo teo Ambohitsirohitra !!
20. hery ( 07/11/2013 09:21)
:-) Ho avy ny fitsarana ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.095