foano iny 1èr tour in hono e
21. xhavier
(
07/11/2013 11:28)
Tsy nisy mpitondra nadio zany teo ry andry ataovy lalina sy lavitra ny enquetenao jereo airmad tsy afaka mande intsony ny boeing roa, ny jirama perte 200 miliara ariary nankaiza daholo ny vola tamin ireo, ary ireo hopital sy terrain mbola be tsy mazava
22. xhavier
(
07/11/2013 12:29)
Societe iza avy no nikatona noho ny magro sy tiko, ny magro de nitovy tamin ny grand surface rehetra nisy teto ka iza tamin ireo no nikatona, ny tiko indray mpanao yaourt beurre jus menaka lafarina de iza indray reo societe nikatona tamin izany
23. xhavier
(
07/11/2013 12:37)
Ny kobama ihany no tena sahirana tamin izany raha societe lehibe no resahina fa ny tena marina de zao misy ampahana olona vitsy na maro tapaka fihinanana t@ izany indrindra ny karana ary ireo de tsy nadoa hetra mintsy ary nisy tapaka lalandra mintsy
24. danbal
(
07/11/2013 18:57)
calme fotsiny Andry a, miandry fotsiny aloha tsika zao, milamina tsara, fa izy ty ange kilalao mbola ho ela e, Fa angaha izy ty inona, zay le hoe ny raha tany mbola hiverenana aza hanaovan-dratsy. Sa efa lany ny azo de ho avy ndray, fa nanantena ny hazo hitohy, otran'ny zatra ny lalan-dririnina le rangah ka efa fahavaratra avy mbola mitady hanao hitsin-dalana!!!