Et ne nous laisse pas entrer en tentation

1. Fiffi ( 17/10/2013 08:00)
Miarahaba,

ohatran'hitako we tena mety tsara lé fihovana am fivavahana io ....

teo aloha manko dé lazaina we ( Et ne nous soumets pas à la tentation" )

dé navadika we ( Et ne nous laisse pas entrer en tentation,)

lé ne nous soumets pas manko oh we Andriamanitra ve manao we soumettez-vous à la tentation?

.....dé magataka zany isika we "ne nous soumets pas à la tentation.....

dé lasa fangatahana tsotra zao we "ne nous laisse pas"

sa ahoana ?

........
répondu par Miharena le 06/11/2013 03:11
2. hery ( 17/10/2013 08:49)
Tsy manana olana amin'io ny Malagasy Katolika sy ny FFKM satria ny azy ireo dia efa hoe "Aza avelanao ho azon'ny fitaomandratsy (fakam-panahy) izahay" izay midika hoe "Arovy tsy ho azon'ny fakam-panahy izahay.


3. Fiffi ( 17/10/2013 10:57)
Hery...fa nga tsy hoe aza mitondra anay am fakampanahy ?

heu....mety diso zany zah fa tsy dé aiko am fivavahana kato gasy...

tena samy hafa manko lé we aza mitondra anay am fakampanahy sy we aza avelanao ho azon'ny fitaomandratsy...

tahak'izany io we ne nous soumets pas à la tentation sy et ne nous laisse pas entrer en tentation
4. voromailala ( 17/10/2013 14:20)
Samihafa ny dikateny amin'ny Baiboly katolika sy protestanta.
Io lazain'i Hery io ny ao amin'ny baiboly Katolika fa protestanta kosa dia hoe


Ary aza mitondra anay ho amin’ ny fakam-panahy,...

ao amin'ny Matio (6: 13) ary Lioka (11:4).
5. toriteny ( 18/10/2013 06:13)

Fiffi:

.....dé magataka zany isika we "ne nous soumets pas à la tentation.....


Mety amiko na ilay voalohany na ilay faharoa. Fa ny dikan'ilay vavaka hoe "ne nous soumets pas à la tentation" dia hoe aza avela Satana mody hoe hizaha toetra antsika no handehanana eo anatrehan'Andriamanitra sy hangalany alalana Aminy nefa ny hanapotika antsika ny tanjony toy ny nataony an'i Joba (Job1: 1-12).

FA aoka kosa Andriamanitra irery no hitondra antsika any amin'ny fizahan-toetra araka ny nataon'ny FAnahy (Grand F, FAnahin'Andriamanitra) ao amin'ny MAt4:. Fizahan-toetra izay mifanaraka amin'ny finoantsika ary tsy mba ny hamotika antsika no tanjony fa ny hirosoantsika bebe kokoa amin'ny fanompoana Azy aza.
6. Miharena ( 06/11/2013 03:11)
Fangataham-piarovana avy amin'Andriamanitra io andalana io na ilay version amin'ny Katolika Malagasy na ilay an'ny Protestanta Malagasy. Fa raha voamariky ny Pape hoe hay ilay an'ny Protestanta no nadikany tamin'ny fiteniny dia ny an'ny Malagasy mahagaga fa ny an'ny Katolika efa mety ka tokony tsy hanana olana.

Ny fandairan'ny vavaka fotsiny no manahirana satria raha zohina anie izany dia isaky ny manao io vavaka fototra io dia milaza teny manahirankirana ihany amin'Andriamanitra isaky ny miteny hoe "aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy". Toy ny aleo tokoa mamerina matetika hoe : aza avela ho azon'y fitaoman-dratsy izahay".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0481