Tononkira Malagasy amin'ny Android

1. hery ( 17/09/2013 10:30)
Salama daholo.

Dia vita soa amantsara omaly alina izany ny Tononkira Malagasy amin'ny android. Afaka mandeha amin'ny telephone sy tablet misy Android rehetra. Ny tononkira ao anatiny dia izay tononkira hita ao amin'ny takelaka tononkira.serasera.org ihany saingy tsy mila connexion izy dia mandeha. Izany hoe azo ampiasaina na any ambanivohitra aza :-p

Misy version anakiroa ka ny iray maimaim-poana moa ny iray vidina. Raha ilay iray maimaim-poana no alainao dia misy code d'activation alaina maimaim-poana ao amin'ny site tononkira.serasera.org (etsy ambany daholo ny rohy).

Ampiasao dia mba teneno hoe ahoana ny fahitanareo azy :-) Inona no tokony hohatsaraina sns. Izaho mantsy karazany iray ihany ny telephone ananako ka tsy haiko ny fitrangany any amin'ny telephone hafa.

Jereo eto ilay version maimaim-poana: http://goo.gl/wS2TUL
Jereo eto ny fakàna ny code: http://tononkira.serasera.org/tononkira/android/code

Toa izao aloha ny fitrangany aty amiko.
répondu par hery le 18/09/2013 10:01
2. hery ( 18/09/2013 10:01)
Dia raha mba misy mi-installer ianareo dia mba ilaiko ny sariny amin'ny phone-nareo sao dia tokony hahitsy sns.

Misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4179