Mety afaka hanabady ihany ve ny Mopera?
1. voromailala
(
12/09/2013 11:36)
Raha ilay holaharana faharoa ny vatican no henoina dia azo dinihana hoy izy satria
tsy ao anaty domga izany.
Into ny rohy miresaka an'izany.
Ahoana ny hevitrao?
tsy ao anaty domga izany.
Into ny rohy miresaka an'izany.
Ahoana ny hevitrao?
répondu par voromailala le 19/09/2013 14:04
2. hery
(
12/09/2013 12:14)
Théoriquement oui. Resaka fifanarahana sy fitsipika anatin'ny Fiangonana io fa tsy resaka dogma, noho izany dia afaka miova... théoriquement hoy ihany aho.
Efa nanambady ny mompera taloha fa fifanarahana arak'ilay fitsipika anatiny io ihany no nanovàna azy.
Pratiquement, raha toa ka misy izany dia mbola ho ela... ary mandeha tsikelikely.
Ny zavatra ho hita dia hoe ny olona manambady dia afaka manao mompera fa tsy hoe ny mompera dia afaka hanambady. Izany hoe afaka misafidy alohan'ny hanaovana mompera na hanambady na tsia. Raha io dia tsy miova izany ilay fitsipika satria mbola tsy afaka manambady ihany ny mompera fa hoe ny olona efa manambady dia azo atao mompera.
Ny hany miova izany dia hoe hisy mompera manam-bady, fa talohan'ny nanaovana azy ho mompera izy no efa nanambady.

3. bor2lais
(
12/09/2013 13:17)
hery:

Ka ny olana indray anefa raha ny fahitako azy dia eto amin'ny ilay "voeu de chasteté" mihitsy ! Ireo célibat manao mompera no misy tsy mahatana an'io ! :-) Asa ny fahamarinany aloha fa toa any Afrika hono no be mompera (célibat lasa) "manambady" amin'izao fotoana izao !
Na izany na tsy izany aloha efa zava-dehibe ny fisokafana amin'io fitsipika io e ! :-)
Amin'izao aza efa misy ny "rabin" vehivavy koa ! :-)
4. voromailala
(
12/09/2013 13:24)
hery> misaotra amin'ny fanazavana. hay mety ohatra an'izay izany ilay izy raha hotanteraka.
raha ohatra ka raikitra ilay izy ka tehanambady ny mopera amin'izay fotoana dia tsy maintsy miala mopera aloha dia manambady dia miverina mopera avy eo :-)

6. moustaraf
(
12/09/2013 18:06)
Raha tsy dogme ilay izy, amiko aloha, dia aleko mahita mompera manana tokantrano toy izay manolan-jaza tsy ampy taona, maka vadin'olona, miafinafina eran'ny sisin-trano mano sipa, manejika makorely rehefa alina, maha bevohoka masera, sns...Nefa mampandray kaomio sns....
Misy dioseziana roalahy izay moa dia nilaza mihitsy hoe:izahay anie afaka maka vady no SADY mompera e! asa na ahoana ny fahamarinan'izany aloha??? fa dia ataon'izy roalahy mahamay mihitsy ny tovovavy mpampianatra ketesizy

7. hery
(
12/09/2013 18:23)
bor2lais> Samy antsoina ho amin'ny "chasteté" daholo ny olona rehetra. Ny olona manambady "mangala-pihinana" dia mitovy tanteraka amin'ny mompera "mangala-pihinana" ihany. Any Afrika tokoa efa betsaka ny tsy manambady iray intsony fa tonga dia polygamie avy hatrany. :-)
8. hery
(
12/09/2013 18:26)
moustaraf:
Raha tsy dogme ilay izy, amiko aloha, dia aleko mahita mompera manana tokantrano toy izay manolan-jaza tsy ampy taona, maka vadin'olona, miafinafina eran'ny sisin-trano mano sipa, manejika makorely rehefa alina, maha bevohoka masera, sns...Nefa mampandray kaomio sns....
Faharatsiana ao anaty mihitsy ny pédophilie fa tsy miankina amin'ny maha mompera na tsia. Raha efa pédophile tsy mety miova dia na hanambady 50 aza mbola ho pédophile ihany.
Jereo ny vaovao fa betsaka koa ireo olona manambady aman-janaka no lasa pédophile. Ny sasany aza manolana ny zanany vavy ao antrano mihitsy :-(
moustaraf:
Misy dioseziana roalahy izay moa dia nilaza mihitsy hoe:izahay anie afaka maka vady no SADY mompera e! asa na ahoana ny fahamarinan'izany aloha??? fa dia ataon'izy roalahy mahamay mihitsy ny tovovavy mpampianatra ketesizy
Azonao atao ny miteny azy avy hatrany hoe mialà tao :-) fa tsy fantany izay ataony.
Raha namanao izy, na olona tianao hanarina, dia teneno na torio any amin'ny lehibeny.
9. moustaraf
(
12/09/2013 19:38)
raha hitovy ihany ny manolo-tena hanao asa miavaka sy ny olon-tsotra dia "toa tsy misy varany "anie izany ny fanokanan-tena e! Heverina ho olona manana fiainam-panahy miavaka manko ireny olona ireny matoa apetraka @ toerana hoe mpitaiza sy mpitarika mankany an-danitra!
Sa dia fianarana lava be dia mandray karama sy avantages sisa no maha mompera??
hoy i Paoly hoe:"tsara ny tsy manambady raha mitoetra ho tsy manambady eo @ asa voatoka, fa raha tsy maharitra kosa dia aleo ihany manana"

11. voromailala
(
16/09/2013 11:36)
bor2lais> hay izay filaza azy :-), fa tsy hoe vadin'i Pasitera, vadin'i Rabin, mety hoe vadin'i Mopera.
12. 5laody
(
19/09/2013 13:49)
Miarahaba antsika rehetra,
Ny zavatra tsara amin'io aloha dia miaina ny olana iainan'ny ondriny izy e! mety ho laorary kokoa ny torohevira omeny avy eo. (Miady mivady indray ry Mompera atsy avaratra!)
Raha manana sipa fotsiny ve ry zalahy dia tsy ho ekena fa tsy maintsy manambady?
Ary nahoana ny masera no tsy mbola nasiana resaka?
Betsaka aloha ny mety ho fiovana aterak'izany e, misy fikambanana mety hiova fenitra tanteraka mihintsy na hijanona tsy hampiditra mompera manambady ao anatiny.
Tsara ho fantatra ny hevitrareo vehivavy hoe manintona anareo ve ny fianinana manambady Mompera? Lasa "manokan-tena" miaraka aminy ve izany ny vadiny?
Sa dia hitovy amin'ny Pasitera ihany? (Razoary ah ho aiza ianao e)
Ary betsaka ve ny Pasitera tsy manambady?
Tadidinareo ve ny resak'i Coluche:
-Que pensez-vous des mariages des prêtres?
-S'ils s'aiment, pourquoi pas?

13. voromailala
(
19/09/2013 14:04)
5laody> misy fahamarinana mihintsy izany voalazanao izany.
Tonga dia nahatsiaro le film za, ilay Pasitera nitsoaka teny ambony hazo natahotra ny vadiny miaraka amin'ny kibay za :-)