NY HANINA TSY AZO NY VODY, NY LOHA, NY TRATRA MANGANA !!!
ganagana= mpiondana
Hanina= sezam-pitondrana
loha,vody,tratra= mpiondana sy ry dada mianakaby
Mafy iany ny choc ka ,lasa miatsampitsampy amzao olona efa nifirana rehetra zao sisa ,,ry Benjamin Andriamparany ve kou huhuh ,,, Jean louis Robinson angah ! Iny ko anga nefa fantatr'olona
Mahamay be ny entana e bombina daholo ny fika fopla nikinasa le ....pfffffffff.....
Ary ahoana i Andrianirina Fetison e ,iny kou otran'ny mba outsider ihany ra apiadiana fa tokony mba mitilitily aniny iany ny mpiondana ,,, ny blem ni Fetison kou de tamle nampihorohoroan'i dada tamle Président roa iny oe gadraiko eo elah Rafety fa ataovy de tonga de namitsaka tsary sahy nikamalivaly tsony de tsy heno tsony fa tsy nalaza ,,
Huhu taolana ny nify ...