Kandidà iray mitsatsaka

1. Aina_Malala ( 04/09/2013 07:52)
Misy kandidà mividy ny sefo distrika mangingina mba ahafahana mampalàny ny filatsahany ! dia mbola inona koa no atao ankoatran'izay?
répondu par hery le 05/09/2013 10:51
2. Nehemiah ( 04/09/2013 08:06)
Iza kay ?
3. spain ( 04/09/2013 08:14)
dia refa azonlé sefo distrika zany lé vola dia ahoana no hataonzareo am vahoaka mba hananay antoka fa tena hifidy anlé kandidà nanakarama anzareo ny oul
sa jerena tsirairay ny vato nalatsak'izy ireo?
le vola mo zan tsinn tsy miditra any am-paosin'ny vahoaka fa ho an'ireo sefo ditrsika. sa ve zay lé oe "la fin justifie les moyens"
TANDREMO ZAN RY VAHOAKA MALAGASY
Aina_Malala:

Misy kandidà mividy ny sefo distrika mangingina mba ahafahana mampalàny ny filatsahany ! dia mbola inona koa no atao ankoatran'izay?
4. tamiah ( 04/09/2013 13:08)
Tsy misy olona ambonin'ny lalàna. Tokony hodinihan'ny filan-kevitry ny minisitra daholo zay tompon'andraiki-panjakàna rehetra mihoa-pefy. Tokony hanao lalao madio ny kandidà rehetra raha tena mahasahy miatrika fifaninana. Adinon'zareo angah fa io fifidianana io no itsaràn'ny vahoaka azy ?
5. hery ( 05/09/2013 10:51)
Toa ho very vola fotsiny izany kandidà izany raha ny fiheverako azy.

Raha tsy ny olona mihitsy no mahazo vola dia toa vola ariam-potsiny.

Amin'izao aza mety efa tonga saina ny olona tsotra na dia vidina aza... hano fa adala tompo fotsiny ho izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1516