Fasan'i Jesoa marina ve?

1. voromailala ( 01/09/2013 18:05)
Inty misy oronan-tsara mitantara an'ireo mpikaroka izay nilaza fa nahita ny fasan'i Jesoa.
ahoana ny hevitrao? mety ho izy ve? sa olona mitovy anarana fotsiny? sa inona?

répondu par Nehemiah le 05/09/2013 08:49
2. voromailala ( 01/09/2013 18:06)
3. universal ( 03/09/2013 14:31)
Misaotra amin'ny fifampizarana.

Izaho koa efa nahita document hafa manadihady ny fasan'i Kristy ary mitovy amin'ny voalaza ao amin'ny lien nomenao ny zavatra tantarainy ao.

Ny tiako ho marihina dia tena mipetrapetraka mihitsy ny zavatra tian-drizareo haseho ary tena mahaliana tokoa...
4. voromailala ( 04/09/2013 07:11)
universal> hay misy document hafa ihany koa miresaka an'izany.
Ie, tena mipetrapetraka tsara mihintsy porofo sns.. ary mahatsara azy dia izy tsy hoe mino 100% fa izy ilay fasana fa hoe betsaka ny "probabilité maha fan'i Jesoa azy.
5. Nehemiah ( 05/09/2013 08:49)
Novaliako @ antsipiriany aty ilay izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051