lasa manana tompo menakely be da be za !!

1. andrywui ( 27/08/2013 16:47)
- niakatra ny mpanohana an'i rawuix rapikany fa mivoaha tao amzay elah hikozy a ,,

mekanjo mivadika aby ny oul zao hon hon hon
répondu par andrywui le 29/08/2013 04:04
2. andrywui ( 28/08/2013 08:23)
Eo apanjairana palitao am lafiratsiny daholo ny mpiondana amzao fotoana zao de afaka 2semainses eo de io fa lasa Tgv daholo ry mlamm , dreamlover , hery , cbd ....

Faly aho oaaaa eeeeee
3. Dreamlover14 ( 28/08/2013 13:26)
Mihevitra mihitsy ity andrywui ity fa manana fisainam-poza toa azy daholo ny mpiserasera ato ka hivadibadika palitao toa an'dRatsirahonana vorondolo sy ny tariny.
TGV en perte de vitesse ve no hovonjena ? Tsssssssssssss

Ny mifamadika @ izay angamba no hiseho eto amintsika hoe ireo nilela-body an'i TGV hatrizay no handadilady sy hanenina hoe "izao ve ilay fiovana nitolomana t@ 2009 ?"

Afaka miesona eo rangahy fa na haniry nify aza ny akoho, tsy hamadika ny palitaoko hamonjy an'i TGV aho.
4. Ialahy ( 28/08/2013 17:58)
TGV anie vita ny tatezana e! miditra 4e repoblika isika izao, aleo tsy hefanome tsiny fa 4 taona io teo nekentsika foana, matoa tsy nahala an'io teo dia manainky izany, tsy misy ny RI nefa nahavita zavatra ihany nedala a! tsy hamendrofendro eto aho, fa raha nahazo RI nedala mety asa nataon'olona tao anatiny 8 taona vita tao anatiny 2 taona e!
5. cyril ( 28/08/2013 22:49)
ratsirahonana ataotsika mivarotra kitoza ho an'ny foza orana
6. andrywui ( 29/08/2013 04:04)

cyril:

ratsirahonana ataotsika mivarotra kitoza ho an'ny foza orana


Aza mianakendry am resakitoza eo bainnn fa i hery sefo aza ao efa mamboatra saina fa tsy maintsy ampanjaitra complet orange vaovao ihany à ,,,le double face ireny ozy no tsara ,,ka nenlah de eo mihanahana eo ihany n'y olona efa lasa aby . Mba hendrè amzay bainn à .....2013 ne tsika io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.085