Mankasitraka ny CES

1. Aina_Malala ( 19/08/2013 07:52)
Mankasitraka ny CES satria afaka miroso @ fifidianana @ izay isika izao, hita fa mitsinjo ny vahoaka tokoa koa dia misaotra e!!!
répondu par andrywui le 23/08/2013 07:27
2. spain ( 19/08/2013 10:36)
vokatry ny fanarahan-dalàna sy ny fandraisana andraikitra daholo izany ka tsy hatao mahagaga ny fanapahan-kevitry ny CES. raha nanana fahendrena tahaka azy ireo ireo mpikambana teo aloha dia tsy nikorontana hotran izao ny raharaha ary efa ela isika no niatrika fifidianana.
Aina_Malala:

Mankasitraka ny CES satria afaka miroso @ fifidianana @ izay isika izao, hita fa mitsinjo ny vahoaka tokoa koa dia misaotra e!!!
3. Dreamlover14 ( 19/08/2013 13:23)
te hifanamby aminareo aho fa tsy hisy fifidianana handeha eto @ ity taona ity. I Mailhol koa mbola manana volana vitsy² hiomanana hiakarana eo @ trône mba hahamarina ny faminaniany
4. Aina_Malala ( 19/08/2013 13:38)
Mino aho fa hihisy ny fifidianana satria mijaly ny vahoaka, ny CENIT sisa no andrasana dia raikitra io, tsy hitako oe inona indray moa ny olana rehefa nesorina ireo tsy nanara-dalàna tao e?! asa indray izay hitranga eo aloha fa ny ahy dia ny fifidianana ihany no mamaha an'izao korontana rehetra izao!
5. andrywui ( 19/08/2013 13:45)
ppffffff .....

Tic tac tic tac tic tac ..! miandry ,miandry ,mandinika .
6. tamiah ( 19/08/2013 13:53)
Tsara refa rafi-pitsaràna toy ny ces no manome ohatra tsara @ fanajàna lalàna. antenaina fa mba hohajaina @ zay manombok'zao ny lalàna velona eto @ ty firenena ty. Nampalaelo fona h@zay fa nisy olona mivaona @ fepetra apetraky ny lalàna fa noleferina noho ny fatahorana sy noho ny politika. Tsy tokony hikatso tsony ny fifidianana filoham-pirenena mba ivoahana @ krizy fa mijaly ny vahoaka.
7. Annita.R ( 19/08/2013 14:10)
Izaho koa dia mankasitraka tanteraka ny fanampahan-kevitry ny CES! ary mino koa aho fa hiroso @ fifidianana @ izay isika fa efa tena feno ny kapoaka.
8. andrywui ( 19/08/2013 14:10)
Ny olona ane nanaiky tsara isintona ny antotataratasy daholo afatsy n'y zanak'i bébé Razay iany e be mokony toa ambadiny iany kale ,,zao mety tsara n'y tantana !!!
9. Dreamlover14 ( 19/08/2013 14:15)
Lalàna inona no misakana olona iray tsy hanao politika ? (condition napetraka mba hahafahany mitsabo ny reniny)
Lalàna inona no misakana olona iray tsy hody any an-tanindrazany ? (tsy ravalomanana no tiko hambara fa ny vadiny)
Efa nijaly ny vahoaka t@ vao nijanona ny AGOA saingy tsy nanana eritreritra ny hampanao fifidianana malalaka izany ny fitondrana FAT fa ny tonga dia hanohy ho 4° république dirigée par ANR. Dia izany no tadiaviny ho fiovana mpitondra tsy misy korontana eto Madagasikara. Efa nahavita mandat 1 ange i ANR eh. fa inona no zavabitany teto ? 0+0 = 0
10. spain ( 19/08/2013 14:32)
ny olona rehetra, araka ny lalàna, dia manana zo hilatsaka hofidiana filoham-pirenena fa kosa mila mahafeno ny fepetra rehetra. ny fitsarana dia natao hampihatra ny lalàna ary isaorana manokana ny CES satria nanao ny asany. ny fifidianana izao no imasoana satraia izany no ilain'ny vahoaka. raha toa ka misy minia mamboly korontana dia heveriko, raha izaho, ireny olona ireny no anisan'ny mahazo tombontsoa amin'ny tsy hisian'ny fifidianana. mila mailo ny tsirairay ary aoka tsy hanaiky hatao fitaovana!
11. amfhaja ( 23/08/2013 06:23)
de mahagaga a!
mankasitraka ny CES ahoana ary ?
de isy fifidianana vanona ve eto ?
manina ze te hilatsaka de asaina milatsaka de ny vahoaka no mitsara e ? de hoainina eo ze tsy lany
ny dikan'izany de matahotra sao lasan'i Lalao Ravalomanana 1ere tour de vita le izy
de ataovy eo ny fifidianan'ialahisany de hita eo ny vokany
12. andrywui ( 23/08/2013 07:27)

amfhaja:

de mahagaga a!
mankasitraka ny CES ahoana ary ?
de isy fifidianana vanona ve eto ?
manina ze te hilatsaka de asaina milatsaka de ny vahoaka no mitsara e ? de hoainina eo ze tsy lany
ny dikan'izany de matahotra sao lasan'i Lalao Ravalomanana 1ere tour de vita le izy
de ataovy eo ny fifidianan'ialahisany de hita eo ny vokany


0+0= 0 ? Sao de mba nisy 16/20 iany oatroatra tao eee

Zao manko no anaovako anzany ry dream , toa oe tsy nahazo vola avy tany ivelany tsony i M/car hono tamn tetezamita teo ny fitondrana fa nihidy daolo ny robinet ??
Nefa toa voaloha daholo n'y karamampanjakana , nihodina aradalana ny machines administratifs rehetra (izay mivelona amn fournitures vola tsy toko tsy forohana ) isambolana ,
De toa oe nahavita n'y Hôtel de Ville nanaovana propogande 40ans.
De toa hoe vitany ko n'y kianja bean 'Andohatapenaka
De misy anzany Coliseum mampivanaka anizao ttlo zao zany ko n'y habeany s'y n'y hatsarany a etc...etccc
Tena mahagaga o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1086