esorina tsikelikely ireo anarana TSY IZY ao @ baiboly
1. moustaraf
(
17/07/2013 12:57)
salama namana,
Mandroso izahay na dia mbola betsaka ireo minia manentsi-tadiny,
http://www.lexpressmada.com/finoana-madagascar/37485-nofafana-tao-anaty-baiboly-ny-teny-hoe-jehovah-.html

répondu par endriny le 24/07/2013 16:29
2. endriny
(
17/07/2013 13:30)
Ngamba io no tonga amin'ilay fanohanana ny hevi-diso manao hoe:"ny fototra iorenan'ny fiangonana dia i Jesoa Kristia"
3. Nehemiah
(
17/07/2013 13:55)
Inona kay no mari-pitsaran'i Endriny ilazanao fa hevi-diso ny fampianaran'ny Heb. 13:20 :-) ?
4. hery
(
17/07/2013 13:56)
Ny baiboly taloha be, ny Testamenta taloha be, dia tsy nisy Jehovah na Yahve. Tsy azo notononina ny litera efatra nanondro an'Andriamanitra ka nosoloina hatrany hoe Adonai na Tompo.
Koa izao fanalàna ny Jehovah ataon'ny FJKM amin'ny baiboly vaovao izao, sy ny efa nataon'ny Katolika nanala ny teny hoe Iaveh ao amin'ny baiboliny, sy ny fanoloana ireo teny ireo hoe Tompo, dia miverina amin'ny fanajàna lehibe ilay anaran'Andriamanitra ary manampy ny olona hahazo ny hevitr'ireo anarana ireo.

5. voromailala
(
17/07/2013 20:01)
Ohatra tsy mandeha le rohy dia naveriko eto: express mada
Izaho no mahatonga ahy miteny hoe olombitsy no manapakevitra amin'ny izay soratana anaty Baiboly, hesorina na hovaina izay zavatra mety hampametraka fanontaniana ny mpino.
Iza mahafantatra indray andro any mety hisy hoe FJKM anaty Baiboly Protestanta malagasy :-),
Sady efa manomboka hampiandry zareo fanazavana ihany koa any amin'ny farany
:

Ankoatr'izay dia ahitana famaritana sy fanazavana teny sarotra hafa any amin'ny pejy farany.
6. sitlo
(
18/07/2013 02:21)
Raha misy manome,
zavatra ho anao,
kingà miteny hoe:
misaotra tompoko o!
Mandady ny trambo..........
zavatra ho anao,
kingà miteny hoe:
misaotra tompoko o!
Mandady ny trambo..........
7. moustaraf
(
18/07/2013 04:22)
Misaotra ny namana @ fametahana rohy actif
Toda raba!
Marina ny voalazan'ny namana etsy aloha hoe:"olom-bitsy no manala sy manampy izay tiana atao sy esorina anatin'io baiboly io" tahaka ny natao t@ voalohany ihany:
olona 12 no nalefa tany londres nandika ny baiboly niaraka t@ misionera, ary miampy ny didi'ny mpanjaka amin'ireo voam-bolana tsy maintsy ampidirina ao!
TSY ALEO VE MIVERINA AMIN'NY ORIGINAL E!

8. moustaraf
(
18/07/2013 04:48)
Tsy vitann'y hoe olom-bitsy no nanao izay tiany natao t@ io boky io fa tena "olona mpanompo sampy mihitsy ( Ny mpanjaka) no nandray anjara tamin'ny fanapahan-kevitra maro, ary ny tanjona dia ny TSY HIALAN'NY MALAGASY @ FANOMPOANA NY SAMPIN'ANDRIANA.
Averina eto indray ity rohy manaraka ity:
http://www.fichier-pdf.fr/2013/05/16/p-76-77/

9. Nehemiah
(
18/07/2013 05:57)
Tsy mba ho fay ity vahoaka gasy ity raha tsy voatery mihinana ny zanany nateraky ny kibony...
11. Nehemiah
(
18/07/2013 07:49)
Mahafinaritra ny fitanisanao ny Hos. 4:6, fa ny ahy kosa dia Dt. 28:53-57 no navoitro
12. voromailala
(
18/07/2013 07:56)
moustaraf> Izay voalazanao izay mihintsy ilay izy.
Tany ampiandohany (andron'ny Concile Constantinople l'an 350 teo) dia efa voafantina sy voasivana ny zavatra noraiketina tao anatin'ny baiboly (nahatonga ny apokirifa),nefa voaporofo taty aoriana hita tamin'ny trandraka natao (Nag Hammadi,Quram) fa ny ankamaroan'ny apokirifa,gnose dia niaraka hita tamin'ny loharano nahitana ny tao anaty Baiboly. Tsy lazaina intsony ireo fanovana natao tao anaty Baiboly.
Ireo sivana sy fanovana ireo dia nataon olombitsy, mba hifanaraka amin'ny fitsipika sy dogma izay napetraky ry zareo hatramin'ny voalohany.

14. moustaraf
(
18/07/2013 08:20)
Mino isika fa ny marina tsy maintsy aseho, ary tsy maintsy mandresy!
Singa iray ity lazaiko eto ity:
Ny teny hoe MASINA:
Taloan'ny nidiran'ny baiboly dia efa nampiasaina teto foana io Teny io ary hafa mihitsy ny dikany:
-Niantsoana ny "fanahin'ny razana" io Masina io, ary raha malagasy niaina t@ io tontolo io dia afaka manaporofo an'ilay fiantsoana hoe"Masina, Masina, masina ianareo Masina,...." rehefa hiantso tromba!
-Nofenoina an'io teny ny baiboly gasy hatrany amboalohany ka hatrany am-parany!
-inona no tanjona? iza marina no antsoin'ny malagasy?
(hoy ilay mpisikidy: izaho tsy ho voataonanareo hivavaka izanye! ilay antsoiko eto ihany, no antsoinareo any!!!°
Misy ny mihizingizina HOE: "izahay anie raha miantso, ny sainay sy ny fonay anie any ambony e, any @ ilay tena izy!"
Hoy ny Tsitoha:
"Aoka tsy ho heno avy @ vavanareo akory ny anarany,...fa fahavetavetana eo imasoko izany"

15. moustaraf
(
19/07/2013 04:44)
(tohiny)
NALAINA AVY @ BOKY : AVY AIZA NY MALAGASY!
.....
Nisy fitokiana nation-dRandriantsimeto Ranaha, milaza fa"rehefa misy nosy fito eny ampovoan'ny ony Matitanana, miandoha hatreo am-binany ka hatrany Anolabe, dia ho lasan'ny Mosilimo loha, Kafiry "fipetrahana" ny tany".
Ary io dia mbola novelabelarin-dRalitavaratra nanao hoe: "la misy fito ny nosy ao Matatana da ho lasan'ny Kafiry ny tany, ary la feno fito fito ny nosy ao Matatana, ny kabila any Maka hidika atiky, hipody amintsika indraiky ny kodosy, hivoha ny varavaran'ny lanitsy fito sy tany fito, hizoso amintsika ny barakatsy
-Notsipihiko mihitsy ilay teny hoe KODOSY, satria io no nilazan'ny Malagasy taloha ny fahafenoana ara_panahy, avy @ teny Hebreo hoe Kadosh; izay nosoloana voambolana avy @ tromba hoe "masina" ka namenoana ny boky fivavahana!
"MANANGANA NY EFA RAVA"