FFKM: ny tsara ho fantatra momba ny diniky ny samy Malagasy nokarakarain'ny filoham-piangonana

1. laza5700 ( 23/06/2013 19:03)
Emission spéciale tao amin'ny TV PLUS tamin'ny 02 mai 2013 (iray andro tao alohan'ny fihaonana notarihin'ny FFKM tamin'ny 3,4 ary 5 mai ) nanazavàn'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony ny mahakasika sy manodidina ny hetsika nokarakarain'ny FFKM nanomboka tamin'ny 18 avril 2013 mba ho fitadiavana vahaolana amin'ny krizy (Toeran'ny FFKM sy andraikitra noraisiny nanditra ny dinika, propositions voaangona nandritra ny fihaonana savaravina, ny mety ho fandraisan'ny communauté internationale ny votoatin-kevitra hivoitra ao, différences entre crise tamin'ny 1991 sy ny 2009 ka ilaivana ny adaptations vitsy raha toa ka hanao convention du 31 octobre bis, TETEZAMITA ASIAM-PANITSIANA ARA-DRAFITRA ary tsy mihoatra volana vitsy sns.).

http://www.youtube.com/watch?v=XmoC-h7HO4k

répondu par hery le 24/06/2013 21:22
2. hery ( 24/06/2013 21:22)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3431