Mpanao pôlitika miaiky fa nanary an'Andriamanitra

1. Nehemiah ( 14/06/2013 07:09)
Nilaza i Ra8 t@ fotoan'andron'ny korontana 2009 fa "tsy maintsy miverina @'Andriamanitra isika".
Nilaza koa i Rajoelina voa haingana (t@'izy nifady hanina tany Ambohitsorohitra raha tsy diso aho) fa "tsy maintsy miverina @'Andriamanitra isika".

Tsotra ny lôjika : niaiky etoana izy ireo fa niala t@'Andriamanitra.
CQFD.
Dia gaga ianao !
répondu par Nehemiah le 14/06/2013 12:27
2. pisoonja ( 14/06/2013 07:44)
Ny olana eto koa anie tsy ireo olona voalaza ireo no olana e , fa ireo olona miaraka amin'izy ireo mhtsy izay tsy mety tafala ao anaty fitondrana mifandimby h@ ratsiraka, ravalo, rajoelina , dia hamadika palitao fotsiny dia hitondra ao aoriana indray
mety rajoelina hanaiky hiverina @ Atra fa jereo anie ty hataon'i ratsirahonana e !
3. 5laody ( 14/06/2013 11:20)
Salama e

Tsy efa henohenonareo imbetsake ve hoe tokony hiverina amin'Andriamanitra ny Malagasy?
Ilay saiky kandida niteny n'izay tamin'izany efa niala tsy ho kandida.

ary ilay niteny tamin'i Onitiana hoe ity misy teny nalaina tao amin' ny bokin'i Joely,

jereo fa feno resaka valala sy ny karazany ao niantsoana fifadian-kanina. resaka sa fandrebirebena?

4. Nehemiah ( 14/06/2013 12:27)

5laody:

Tsy efa henohenonareo imbetsake ve hoe tokony hiverina amin'Andriamanitra ny Malagasy?
Ilay saiky kandida niteny n'izay tamin'izany efa niala tsy ho kandida.

Iza kay ny anarany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.196