aleo hazava
1. bazylou
(
31/05/2013 06:31)
fa tsy nametra pialana anie i tgv e. tartasy fanemorana fifidianana no nalefany farany teo.
Ary aleo hazava fa tsy voafidy i tgv, noho izany tsy mitovy amin'ny filoha voafidy ny lalana mihatra aminy.
Ary aleo hazava fa tsy voafidy i tgv, noho izany tsy mitovy amin'ny filoha voafidy ny lalana mihatra aminy.
répondu par milamm le 04/06/2013 21:48
2. nilex
(
03/06/2013 05:34)
ny tondrozotra nge izay namaritra izay fialany izany dia efa taty aoriana e,ny filohan'ny tetezamita no resahana ao fa tsy ny filoha voafidy taloha.Diniho tsara aloha vao miresaka fa sao diso be ianao.Araka izany dia efa tsy manara-dalana izy satria tsy mbola ofisialy mihintsy fa hahembotra ny fifidianana.Te hanao nefa matahotra.
3. bazylou
(
03/06/2013 06:45)
ountsss, mbola filoha ny ao anaty tondrozotra e.
Ary tgv anie tsy voafidy e, nefa io lazainao io natokana hoan'ny voafidy.
Fa na inona lazainoa dia marina ny an'ny tgv satria nahoana ?
satria hisy korontana eo raha tsy misy lohany io fitondrana io.
Ary tgv anie tsy voafidy e, nefa io lazainao io natokana hoan'ny voafidy.
Fa na inona lazainoa dia marina ny an'ny tgv satria nahoana ?
satria hisy korontana eo raha tsy misy lohany io fitondrana io.
4. moi
(
03/06/2013 11:07)
raha vao mametra-pialàna eo Rajoel, hahemotra amin'zay ny fifidianana ! ambadika politika goavana mety efa fantany io ka mitady garantie izy mba afaka miverina raha toa ka mihemotra ny fifidianana !
Mandroso maty, hihemotra maty foana e !
Mandroso maty, hihemotra maty foana e !
5. nilex
(
04/06/2013 05:27)
ny antony tsy hialandrajoelina dia tsy hoe tsy misy lohany ny firenena,fa nga izy irery no mahay mitondra eto,izy ary no tsy mahay mitondra indrindra ary mampikatso ny firenena toy izao.Ny tahotra ny ho aviny no tsy mampiala azy.Mametraka condition be dia be nedala alohan'ny hialany hono satria matahotra.Nefa rehefa miala dia tokony ho toy ny olona rehetra fa tsy be zizo eo fotsiny.Efa fantatra nge fa ny antony nilatsahany tampoka teo iny dia ny hampikatso io fifidianana io fotsiny e.
6. endriny
(
04/06/2013 05:43)
nilex:

VAo tanora izy dia nitondra, ka hitany ny tsirony dia iza koa no hiala amin'ny fihinana matsiro, koa raha tsy paiso izy koa... ahahhha
7. milamm
(
04/06/2013 21:48)
lasa dondrona sa vendrana nga i bazy no mahay mandika vilana ny tondrozotra???
andininy 24 ao anatin'io tondrozotra io no mamaritra ny fialany raha vao milatsaka ho fidiana
aza de mirediredy fa mampalahelo beuuuurkkk
andininy 24 ao anatin'io tondrozotra io no mamaritra ny fialany raha vao milatsaka ho fidiana
aza de mirediredy fa mampalahelo beuuuurkkk