Olona tokony hitondra an'i Madagasikara ???

1. Mendler ( 30/05/2013 06:14)
Olona manao ahoana moa no tokony afaka hitondra an'ity madagasikara ity e? Tsy tokony olona manana mari-pahaizana mifandraika amin'izay ve ? Tokony saintsainana ihany koa fa misy anie ny mampiasa ny fivavahana ho fitaovana entina hanabadona sy ahazaoana olona maro fotsiny.
répondu par nilex le 03/06/2013 05:30
2. silver5 ( 30/05/2013 07:39)
Tokony zany mintsy!!! Misy tsy mahay inoninona né amzareo reo!! Ohatra hoe lé manana diplomana DJ!! Sad mod masina @ io an!!
3. silver5 ( 30/05/2013 07:52)
mampalaelo lé manao fivavahana ho fitaovana!! itondra anazy makaiza ar zany!!
4. ethan156 ( 30/05/2013 08:08)
Saotra ihany!! Tokony éliminena zay tsy manana diplmoma fa manjary mitondra ny firenena any @ fahaverezana!!
5. nilex ( 30/05/2013 13:12)
olona teknisianina no tena ilaina hamoaka ny ferenena ao anatin'izao krizy izao,tsy mila ireny politisianina be resaka ireny.Mila fahaizana goavana tokoa io fa tsy hoe DJ dia mety.
6. ethan156 ( 30/05/2013 13:19)

nilex:

olona teknisianina no tena ilaina hamoaka ny ferenena ao anatin'izao krizy izao,tsy mila ireny politisianina be resaka ireny.Mila fahaizana goavana tokoa io fa tsy hoe DJ dia mety.


Ka amreo tsisy teknisianina!! Fa panao politika daolo!!
7. bazylou ( 30/05/2013 14:05)
aminay dia tsy resaka diploma ny olana, fa ilay resaka fahatsorana politika sy fiverenana aminny maha izy azy ny malagasy.
8. nilex ( 31/05/2013 05:32)
marina ny anao fa mbola tsy ampy,mila fahaizana ihany koa fa tsy azo hianteherana mihintsy ny mpanolo-tsaina fotsiny satria samy manana ny sainy sy ny tanjony ny olona.Mila manana teknika matanjaka entina mitondra ny firenena ny filoha mialoha ny hiainoany ny manodidina azy.Ohatra akaiky izao ity dj ity,ataon'ny olona fitaovana fotsiny satria tsy mahay.
9. hadji ( 01/06/2013 20:48)
andao indray hifidy ny MAINTSO E
10. nilex ( 03/06/2013 05:30)
Mety ho tsara koa nge ny MAINTSO e,sady olona vaovao ireny no mety hitondra zavatra tsara ihany koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0793