jeun lehibe ,asaina daholo e
1. andrywui
(
24/05/2013 07:27)
Misy vavaka sy fifadiankanina lehibe eo Iavoloha 25mai fa tongava daholo. Tsy misy mitondra sakafo à ,fa refa midejeun hariva ndray efa misy ao ,entina ambavaka aminio ny fiainampirenena ankapobeny e
Tongava milamn , hery , pulm ,amigo ,nilex fa ho ametrahana tanana lisany à avoahana anle zavatra misy rambo e
répondu par andrywui le 25/05/2013 04:38
2. hery
(
24/05/2013 09:42)
Efa manao fifadian-kanina hatry ny ela ny Malagasy e. Tokony ry zareo efa voky ireo no tena mila manao fifadian-kanina mandritra ny andro maromaro.
3. endriny
(
24/05/2013 14:14)
hery:
Efa manao fifadian-kanina hatry ny ela ny Malagasy e. Tokony ry zareo efa voky ireo no tena mila manao fifadian-kanina mandritra ny andro maromaro.
Ny tokony ho lohatenin'ity hafatr'i andry... Ity izany tony hoe: " tongava eny Iavoloha izay leon'ny fiainana fa hamono tena isika", satria olona efa tsy mikaly no asaina tsy mihinankanina. Ahahahahahahahah
Mbola hamono marina aza ataony koa
4. andrywui
(
25/05/2013 04:38)
Ny vavaka ho any firenena vita , ny oul nahazo hery , ny dejeun oa misy sakafo be ny hariva , ny devoly any amn sasany afaka rahateo ,ny malagasy bedebe tonga nihavana etc...