fametrahampialany ireo nilatsaka ho fidiana 24 may zao

1. milamm ( 22/05/2013 13:41)
Mazava araky ny volavolandalana ny fifidianana fa io andro no ametrahan'ireo mitana andraikim-panjakana @ zao fotoana, maro izy ireo ny fanotaniana dia ahoana ny fanarahamaso izany famindrampahefana izany iza no asolo an'i lavanify sy ny faribolany? efa nisy fanomezandalana mamaritra izany nasisiky andry asolo an'i dolin zay nilatsaka koa nefa nolaviny ratsy rahonana ny fanendrena azy ao @ efitry cst miala andalana toy ny fanaony satria efa tsinjony ny fianjerany fat, frantsay moa dia ny fitondrana miaramila saribakoliny izay tsy nahomby atrizay no asesiny,
io daty io dia hiverina ho olompirenena tsotra i lavanify esorina aminy ny tombotsoa nangalariny efataona izay efa betsaka ireo vesatra miandry azy @ fitsarana na eto antoerana na any ivelany
ny belza @ afera alouette mikasika fividianana antsokosoko fitaovana aratafika tsy nahazahoan-dalana ny eto iarahamahalala alatsinainy mainty, fanafihana lampam-panjakana fitarihana olona teny ambohitsorohitra atao sorona ho tifiriny lylison sy ny ekipany, bolabola fandoroana tanana any atsimo betroka sy ny faritra manodidina, antananarivo bebe ihany ny lisitra.
Ho sahy hanao toy ny 10 aogositra 1991 toa an'i deba ve izy ijanona eo na izany aza tsy vaky tady nandositra i amiraly teo anoloany fitakiana tsy misy atak'andro natao akanga maro tsy vakin'amboa. Ireo o
répondu par milamm le 27/05/2013 20:12
2. bazylou ( 22/05/2013 23:24)
ary ny nangalarin'i le8 taoa natin'ny 7 taona ? ataoa hoana sa odina tsyhita ??
Ratsiraka deba nanao ny 10 aout io aza afaka nilatsaka.

Dia ahoana ??
ny reninareo nandainga fotsiny dia nilatsaka tsotra izao .

vive tgv e.

3. andrywui ( 22/05/2013 23:32)

bazylou:

ary ny nangalarin'i le8 taoa natin'ny 7 taona ? ataoa hoana sa odina tsyhita ??
Ratsiraka deba nanao ny 10 aout io aza afaka nilatsaka.

Dia ahoana ??
ny reninareo nandainga fotsiny dia nilatsaka tsotra izao .

vive tgv e.




marina zany rabazylou a en plus nzany ry mlamm de aza mikifalifaly foana fa naninn no nataoatra tsy sahy nanatrika ny fivoarian'ny ffm nareo rehetra afatsy i Rajoelina irery ? sady efa mande ny tsindry rehetra amn sadec zao fa itan vahoaka fa mpanakorotana fotsiny ry zalah kay tadiaviny ho atao otran cote d'ivoire ny tanana hono ,, ny farany sady lehibe ramlammnn de izao ,, hidemission i Rajoelina raha toa ka .... misy kanefa ao !!! raha toa ka tena voafaritra mazava marina fa atao aminio daty voatondro io ny fifidianana ,,, misy fangatahana mande ko mantsy amzao fa tokony aemotra na iray volana fotsiny aza io fifidianana io ,, eo kou mo ry zalah vondrona eropeana oe tsy hanome famatsiana ndray !!! SSSSHH DE ALEO HOA HITOHY NY TETEZAMITA FA TSY OLANA E 2017 mifankahita !!!
4. andrywui ( 22/05/2013 23:34)
TOHIZO HO AH IO TETEZAMITA IO E

NAREO MIBONOKA TSARA AMZAY MOU ZAHAY MAFANA

samy salanitr'eee sa aona mlammn ??
5. Miharena ( 23/05/2013 03:45)
Raha ny lokolokon'ny fandehan-draharaham-pirenena izao dia izay vonona no hitondra ny tetezana manaraka eo koh! Aleo ho hita eo fa tsy azon'ny kajy politika heverina mihitsy no hitranga eto Mada eto.
6. milamm ( 23/05/2013 10:57)
bazy, mbola tsy hay foana v ny manavaka oe voafidimbahoaka na ratsy iraka na Atoa Ravalomanana i lavanify efa nisy fifidianana sy nadatsa-bato azy ? ianaro kalo ny tantara beurk

wui, resaka ffm carlton omaly iny de tsotra olon'i lavanify notendreny daoly ireo tao efa fantatra
te ifikitra mafy eo zandry kely na ny sadeky aza nandefasany hafatra teny ankorondrano t@ alalany ambany tanana nokaramainy sy novoriany teny androaka andry fatima sy ny namany ary nanao fanambarana tao @ viva ny tenany tsy mila ny fanapahakevitry ny sadeky, namafisiny efa mañana $24 millions vonona vidiny air force2 fanjakana anohanana famatsiambola fifidianana dakany ambava-fo koa ny fianakaviambe firenena CI. Efa manomana alatsinainy mainty indray lery ireo ampahana manamboninahitra vitsy ampiasainy ireo tsy aharitra iaraka aminy eo sao ho azony hatezerambahoaka mandrakizay eo ko fa iala moramora

Miharena, manahirana ny mihevitra tetezana hafa fa ny vaindohan-draharaha izao dia fiarovana ny fikarakarana ny fifidianana tsy mitanila sy ny fanaraha-maso fizotrany izany ary ny fanajana ny valimpifidianana tsy mahay mifamela sy mifanaraka ny mpanao politika eto amintsika izy rehetra hoy aho io no olana goavana midika ve izany fa mila fanavaozana tanteraka ny fandraharahana ny kilasy politika, sy ny rafitry ny andrimpanjakana rehetra, tafika sy ny foloalindahy, fitsarana, mpitondra fivavahana izy ireo no nametrahantsika ny fitokisana isolo ny feontsika tsirairay eo anivony fiarahamonina Malagasy
7. moi ( 23/05/2013 11:47)
sao dia tout chemin mène à Mailhol ary izy ity ? Zay atao nge tsy milamina foana e !
Hoatry ny efa voahozona le gasy ! vavaka ihany ho'a fa aza mbola tonga dia idée fixe ry ireto a !
8. gasyjean ( 23/05/2013 18:18)
Tena mafiloha daholo mihintsy tsika izany!! efa hoe tsy hisy fifidianana izany eo.Raha izaho ianareo rehetra dia izao aho dia efa miomankomana manangona vatsin-tsakafo sy ny sisa fa hisy korontana tsy misy toy izany eto an-tanana atoato.Aleo ny fotoana no hilaza ny marina.
Fanajàna be hoan'ny rehetra.
9. milamm ( 25/05/2013 12:36)
misy marina zany gasyjean mazava tanteraka toy ny masooandro be lohataona zao ny tetiky lavanify vao nilaza izy zay efa olompirenena tsotra araka ny lalana velona @ firotsahany ho filoha dia tsy iala @ tetezamita, tsy ametrampialana izy olona ho fidiana ve ianao no ampiseho ampahibemaso @ rehetra fanitsakitsahandalana? CES, CENIT sy ny vondrony fikambanana iraisampirenena mahalala izany, ijanona andevo ny vahoaka sy ny firenena iray manotolo eo n'inona2 itranga no atidohany fiantsina korontana reny nolazainy t@ tvplus zoma teo tao anatiny fandaharany Onitiana Realy fa izy no vaha olana @ filaminampirenena mihevitra ny rehetra ho badrahodra anjaratsika rehetra anana azy io raha zakantsika satria maro ny mihevitra fa olany hafa fa tsy tsirairay mivantana intsony dia mahandrasa ny Didy Jadona andry rajoelina. Notsipihany t@ io fandaharana invite du zoma io ny tetezamita sy ny tsy filaminana anatiny firenena toa an'i Mali, Cote d'Ivoire izay anaovany areva sy total (orinasa mpandraharaha mitrandraka harena ankibony tany frantsay mielipatrana eraky afrika) ampihimamba, sao lasa tahaka ireny no iseho
10. moi ( 27/05/2013 05:49)
tsy voan'ny tetika ambadika rajoel, ny tian'ny sasany mantsy dia mametra-pialana izy, avy eo hahemotra ny fifidianana. iza tokoa no mahavaly fa tsy hihemotra io fifidianana io ? mba tsy vendrana izy tamininy
11. milamm ( 27/05/2013 12:23)
dila ny fotoana e tsy mila azy eo intsony rajoel ny rehetra na ny lalampifidianana avy @ cenit na ny volavolandalana ao anaty lalampanorenana nosoniaviny tao anaty fdr 2011 mandrara satria lalana faratampony manakery izany eto Madagasikara, ny fandavana izany ny sonia ny tenany hafa eto sy fametrahampialany dia porofo mibaribary manitsakitsaka lalana ity olompirenena tsotra nilatsaka ho fidiana filohampirenena ty ? fanonganampanjakana hafa izany taorinan'io daty 26 mai io no miseho na @ alalany ces na cenit na ffm rehefa tsy azo ny famatsiambola amerikana, eropeana sy firenendehibe hafa (hadisoan'ireo zay tsy namatsy vola ozy domelina nahatonga zao tsy filaminana izao) araraoty ny miala manaja tena ry domelina rehefa ny lalana no mitaky izany fa tsy iandry otran'i gagbo eny ambony sezany La Haye no farany genocide crise 2009-2013 a Madagasikara
12. gasyjean ( 27/05/2013 14:22)

milamm:

dila ny fotoana e tsy mila azy eo intsony rajoel ny rehetra na ny lalampifidianana avy @ cenit na ny volavolandalana ao anaty lalampanorenana nosoniaviny tao anaty fdr 2011 mandrara satria lalana faratampony manakery izany eto Madagasikara, ny fandavana izany ny sonia ny tenany hafa eto sy fametrahampialany dia porofo mibaribary manitsakitsaka lalana ity olompirenena tsotra nilatsaka ho fidiana filohampirenena ty ? fanonganampanjakana hafa izany taorinan'io daty 26 mai io no miseho na @ alalany ces na cenit na ffm rehefa tsy azo ny famatsiambola amerikana, eropeana sy firenendehibe hafa (hadisoan'ireo zay tsy namatsy vola ozy domelina nahatonga zao tsy filaminana izao) araraoty ny miala manaja tena ry domelina rehefa ny lalana no mitaky izany fa tsy iandry otran'i gagbo eny ambony sezany La Haye no farany genocide crise 2009-2013 a Madagasikara




Marina izany Ramilamm! aleo hanaonano foana eo ,ny ahy ny ahiako dia ny mety tsy ahataongavan'lery any @ la Haye akory fa ho tahaka ny nanjon'ilay naman'i lery iray taloha iny "Ilay filohan'ni Libie teo aloha" ,Miaramila gasy iza no haharo azy rehefa tonga eo ireo miaramila tena izy?
13. Miharena ( 27/05/2013 16:27)
Ny olana dia misy vice de forme foana io resaka fifidianana io eo amin'ny iraisam-pirenena ary koa eo amin'ny sehatra eto an-toerana.

Raha tsy mijery ny fiandrianam-pirenen'ny Malagasy ny vondrona iraisam-pirenena dia tsy hisy zavatra handeha eto.

Dia maindry izay solution miracle sisa e !
14. milamm ( 27/05/2013 20:12)
tsy mitovy hevitra aminao razokibe aho eto zvt efa tsy nandeha efa taona angarangidina nataony andianjiolahy mpanonangampanjakana nilaza anova ve no atao oe fiandrianampirenena, efa olompirenena tsotra izy ireo no misandoka ho mitazona ankeriny fahefana tsy ananany ??? tadidio fa na iodinkavia na havanana dia eo ambany fiahiana sy fiarovany fianakaviampirenena ny firenentsika mandra pahatongany filoha voafidy vaovao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3369