FIDIO ANDRY RAJOELINA
1. andrywui
(
09/05/2013 17:02)
FA AZA MIFIDY AN'I NENY FA TSISY TRAIKEFA AMZE FITANTANANA FIRENENA IZANY I NENY FA HANIMBA ZAVATRA FOTSINY EO
répondu par bazylou le 22/05/2013 23:19
2. Miharena
(
09/05/2013 17:10)
Tsy aleo ve ureny Dadabe ireny no fidiana fa ireny efa manana traikefa???
5. andrywui
(
09/05/2013 21:14)
hery aaaa amigo aa !! eo de mikimeme fahatany eo nareo mitsamy fa tsy mba mandinijavatra akory nefa de zavatra mazava be zao !! jereo fa miteny mihitsy i LALAO sy i RAVALO eo hoe i RAJOELINA num29 no lany hoy izy !!
jereo tsara fa 29 no numero tiany ho lazaina eto !! heheh
- ROA (2)ozy i Rajoelina aminle tanana V io ?
- dia i dada RAVALO(8) mihintsy no anarana entin'i neny !!
-de kay ty anaran'i neny ka i rakotoniRAY(1)ny ?
de jereon'i hery amzay ary !!! hehehe
2
8+1 =9 ny valiny 29
io laharana io zany no tena chiffres secretes tian'i dada sy i neny sy rajoelina ho lazaina hoe io no lany !!!!

9. moi
(
10/05/2013 07:58)
Mba fantaro araka izay tratra ny kandida tsirairay fa izy anankiroa ihany !
10. hery
(
10/05/2013 08:02)
a a a.
Taiza ireo kandidà ireo nandritra ny fijalian'ny vahoaka tao anatin'ny 4 taona? Tonga ny fifidianana vao indreny daholo fa mivoaka ny anarana tsy fantatra.
Dia mbola izahay koa no asaina mahafantatra azy araka izay tratra???
Maninona izy no tsy nampahafantatra ny tenany nandritra izay 4 taona be izay

11. moi
(
10/05/2013 08:32)
zany hoe tsisy hevitra intsony izany ? ny efa fantatra tsy tsara laza ny ankabeazany, indrindra ireo teo amin'ny tontolo politika, ny tsy fahita tsy ilaina fantarina intsony hoe taiza foana ?
Farafaharatsiny mba fantaro ihany hoe iza no firenena ao ambadikany e !
Farafaharatsiny mba fantaro ihany hoe iza no firenena ao ambadikany e !
12. andrywui
(
10/05/2013 08:42)
Iza no tian i moi hofantarina ny momba azy ary ?? Iza no tinao tohananay ? I Patrick Ramiaramanana efa manohana azy daholo.isika mianakavy ra ny marina satria izy mbola akama eto ary akama teto hatramzay iany ....
14. pisoonja
(
10/05/2013 09:25)
I Patrick Ramiaramanana , Tompoko dia mbola ny Frantsay ihany ny ao ambadik'io donc , Kotozafy ihany no alexis .
15. hery
(
10/05/2013 09:28)
moi> tsy hoe tsisy hevitra intsony... maninona ireo kandidà be dia be ireo no tsy mifanaraka hoe ahoana no ataontsika. Dia kandidà iray nno atolotra sy tohanana dia samy afaka mampandroso firenena rehefa lany iny kndidà iny. Tsy voatery filoham-pirenena anie vao afaka mampandroso e.
Raha mahay mametraka ny hevitrao eo anoloan'ny fahefana eo an-toerana ianao dia ok.
Fa iza tokoa ary izato kandidà eritreretinareo e
Raha mahay mametraka ny hevitrao eo anoloan'ny fahefana eo an-toerana ianao dia ok.
Fa iza tokoa ary izato kandidà eritreretinareo e
16. 5laody
(
10/05/2013 09:39)
hery:
a a a.
Taiza ireo kandidà ireo nandritra ny fijalian'ny vahoaka tao anatin'ny 4 taona? Tonga ny fifidianana vao indreny daholo fa mivoaka ny anarana tsy fantatra.
Dia mbola izahay koa no asaina mahafantatra azy araka izay tratra???
Maninona izy no tsy nampahafantatra ny tenany nandritra izay 4 taona be izay
Mandritra ny efa-taona izao niasa andro aman'alina hanatontosana ilay antoka.
Mbola nanangom-bola r'ise a!
17. moi
(
10/05/2013 09:49)
Tsy mety mitovy hevitra ny kandida dia samy mirotsaka ! satria manjaka ny fanahy mpampisaraka eto e ! saratsarahany hatrany an-tokantrano maro izao, mpivady tsy mitovy hevitra ... zay ange lay hoe vavaka ! saingy tsy inoana mamaha olana angamba zany ka tsy voizina loatra, na heverina fa tsy any mihitsy ny olana !
19. hadji
(
17/05/2013 11:01)
andrywui:mitovy aminao
FA AZA MIFIDY AN'I NENY FA TSISY TRAIKEFA AMZE FITANTANANA FIRENENA IZANY I NENY FA HANIMBA ZAVATRA FOTSINY EO