FIDIO ANDRY RAJOELINA
24. andrywui
(
21/05/2013 22:42)
tandremo ry malagasy sao hifindran'ny virus nle hitleravalo ty fa mijabaka be aaa aleo miainga moramora amnle efa nahazatra atsika de le lamasinina ihany fa tonga de lasa zao iny a
25. bazylou
(
22/05/2013 23:19)
samia mifidy nyazy e. io na asianao sary arivo ikakazan'ny alika sy ny saka aza tsy mivadika ny olona.
vive tgv
Ny olona manan culot ohatr'irney no tsara tohanan fatsy ilay mpanao resam pianakaviana boribory ary.
TSY an'ny fianakaviana le8 anie madagasikara e.
beuuurrrk
vive tgv
Ny olona manan culot ohatr'irney no tsara tohanan fatsy ilay mpanao resam pianakaviana boribory ary.
TSY an'ny fianakaviana le8 anie madagasikara e.
beuuurrrk




