nilatsaka ihany lavanify ny farany

1. milamm ( 05/05/2013 02:47)
voamarina fa nampanateriny ANR ny antotan-tarat
répondu par andrywui le 05/05/2013 21:06
2. milamm ( 05/05/2013 03:10)
tsy lasa ireo tohiny ialatsiny, nosoniaviny CES izany ny filatsahany hofidiana filohampirenena tsy afaka itnondra ny tetezamita na ny fikarakarana ny fidianana intsony izy asa efa matoky ny valimpifidianana 24 jolay izao angaha, very aminy koa ny fahefana maha filohany tetezamita azy fa mpilatsaka ho fidiana toy rehetra ihany izy noho izany de manafaingana ny fodiany filoha teo aloha koa izany izany tolobato mafana ve sa diso famaritra loatra samia ho ela velona isika ahita
3. andrywui ( 05/05/2013 21:01)
aza mipapapapapa be alou toi fa mba asio arahaba fa efa ela be i mlamm tsy teto !! manakory alou ! salama ve ? ary taiza foana elale atsa hita ? hon hon hon
4. andrywui ( 05/05/2013 21:06)
ko zay ary no izy ko akory atao fa de alamino tsara ny saina mlamm aa ! de mahatanjaha fo sy fanahy fa lalana iraisana io tombondalana ny azy hun hun hun hun
--ka tsy manaja ny teny nomena tsinnn i neny kou !! ko vao tonga teo ivato ane defa norarana mafy sy nitenennn oa aza manaonao politika neny aa ? yeuu ozy !! tsaboy i bebe de aza mandrangindragitra oul ry neny fa sao roahan'ny oul eo a ?? mbola yeuuu iany ozy i neny !!! de natao ary ny sonia fa oe ho hendry zan i neny ! kay inn no niseho ??! de nefa mbola jereo iany ty nataon'ny neny ! nilatsaka ho filoha ndray ko hono ! de normal be ko raha nidemarre ny lamasininnn kou zavatra train niandry carbu fotsiny io de lasa mirifatra be kouu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1836