Tsy namandrika ny tenany ihany ve ity Rajoelina??

1. lagoon ( 04/05/2013 00:07)
Nilatsaka tampoka fa tsy manaiky ny filatsahan'i Lalao Ravalomanana,nefa voatery mi-démissionne aloan'ny 24 Mai 2013 izao i Rajoelina raha tena te handray anjara @ ilay fifidianana.
Ny loza anefa dia i Beriziky sy Rakotoarivelo no mitondra ny tetezamita avy eo,ka izy roalahy efa vonona ny hampody an'i Ravalomanana vao miala eo i Rajoelina.
Kenda i Rajoelina izao ka lasa nitaraina any @ SADC sy Tanzanie mba hanisy pression hoe "asaivo miala i Lalao fa tsy mety"!!!
I leiry koa anefa tsy matoky ireto soavaly be dia be nalefa ireto (Dolin,AVC,Edgard,Hajo....),tsy hisy haharesy an'i Lalao ireo.
Tsy matin'i leiry lolo ny hanao passation de pouvoir @ i Lalao!!
Mbola aiza re izany e?
Mitady korontana sisa i leiry fa io ihany sisa no fika hijanonany eo @ fitondrana.
Tandremo voafandrika @ rotaka sy ny herisetra!
Disqualifié i leiry raha tsy mi-démissionne eo!!
répondu par Miharena le 04/05/2013 19:42
2. lefitatra ( 04/05/2013 07:29)
sendra tafaheno anle Radio rahavavy iray za omaly hariva iny, de tena faly ery ny mpomba an'Atoa Andry nirina RADOMELINA fa hoe nilatsaka izy,de gaga tokoa ela , so de hoe afaka gomana tokoa ara na hoe tsisy dikany le sonia natao,naninona tokoa moa raha ny vadiny no nasaina hifaninana an'ny presidante Lalao RAVALOMANANA ,fa vehivavy ve no de hampiakatra ny mokondoany eo de hoe andao fa za hiady aminao, tsy lehilahy izy e,
tsy maintsy tafody alohan'ny fifidianana tokoa i Dada fa voafandrika ny nataony izy,
de avy eo amzay vao mitovy ilay GISALAHY MITETY ASA IZY E,
3. andrywui ( 04/05/2013 17:22)
izay no eritreritrelisany less ry akama fa hafa be noho zay ny kajikajy ataon oul a !!! ohatra ndray ty ,, dada alou efa vatobe tsy mikozy tsony ee satri efa vita daholo ny daoly momban'ny fifidianana ,, fa ity no tsy nosainlisany !! ny AV7 anei ka efa miandry fotsiny ny fidiran'ny dada hanao be mokkony eo de tsiafahy ee ! nga iny na hilatsaka i rajoelina na tsia ane de any ihany iny dossier maimbo be iny ee
4. Miharena ( 04/05/2013 19:42)
Tsy misy lojika intsony ny firotsahan'ny tsirairay amin'izao fotoana izao fa dia samy manao izay danin'ny kibony avokoa. Mbola ho hita eo izay korontana raha hisy fa ny mety hisy angamba dia ho tanteraka ihany ny faminaniana hoe ny namana Mailhol ihany no ho tonga eo hitondra ny tany aloha. Ho hita eo izay résolution aseho'ny FFKM.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1178