ho ela velona naie ny demokarajia

1. bazylou ( 28/04/2013 22:24)
CANDIDATS A LA PRESIDENTIELLE: Hajo Andrianainarivelo (Vondrona Politika Miaradia), Jean Lahiniriako (Komity Manohana an’i Lahiniriako), Roland Ratsiraka (MTS), Pierrot Rajaonarivelo (MDM), Sylvain Rabetsaroana (PNJ Mazava), Jean Louis Robinson (Avana), Saraha Georget Rabeharisoa (parti vert), Brigitte Rabemanantsoa R (Ampela Manao politika), Roland Rabearison (FAM), Julien Razafimanazato (Eto Sehatra ho an’ny Daholobe), Monja Roindefo (MONIMA), Jean Pierre Rakoto (indépendant), Lalao Ravalomanana Rakotonirainy (mouvance Ravalomanana), Ny Rado Rafalimanana (indépendant); Camille Vital (Hiaraka isika), Joseph Randriamampionona (indépendant), Roger Kolo (indépendant), Rajemison Rakotomaharo de Mamafisoa, Jules Etienne de Madagasikara Fivoarana, Jean Eugène Voninhitsy de Les As, Clément Ravalisaona (AME) , Sabine Ramamonjiarivola (indépendant), Alain Tehindrazanarivelo, Patrick Rajaonary (indépendant), Didier Ratsiraka (AREMA), Mickael Dofo Bréchard (MIM), Fleury Lezava (HARENA), Noelson William (indépendant), James Francklin Rakotomahanina (indépendant), Malala Savaron (indépendant), Guy Ratrimoarivony( indépendant), Richard Razafy Rakotofiringa (indépendant), Faharo Ratsimbalison (indépendant), Stephan Narison (indépendant), Roseline Emma Rasolovoahangy (indépendant), Fetison Rakoto Andrianirina (RDS), William Ratrema (PATRAM-GAM), Dolin Rasolosoa (indépendant), Mbohoazy Zefania (indépendant), Hasimbola Rakotoaritsika (Malagasy Miray sy mifankatia), Tianasoa Freddy (OBAMA), Radavidson Andriamparany (FFF), Joella Anthoni Ndakana (indépendant), Edgard Razafindravahy (TGV).

Beurrrk
répondu par nilex le 03/05/2013 05:25
2. nilex ( 29/04/2013 06:04)
mbola tsy ampy io e, Bazylou (Mpisolelaka any ivelany).
3. andrywui ( 02/05/2013 10:21)
bazylou oa eto madagascar !! eto zahay fa innn ary ty resak'i nilex ty e !!
raha te hiteny bandy any ivelany de ireto misy vitsivitsy fantatro bandy na sipa io a !!
- rapikatti dit dany paris
- hery serasera italy
-vale 95
-mirana 95
-zama 91
-diloo bagnolet (sabine be plutt)
-noue 77
-fiffi (melun)
-m.i.s.a (Rer D) 77
-dadabe (la defense)
-ifiona (reims)
-tess (...tsa fatako)
-sipagasy (paris)
-diams91 (?)
-fafane 93
-tohizo.......

reo zao no haiko oe mipetraka any andafy any tsy mahalala ze politika eto amn tanana akory fa de mikitsaotsaona mijery gazety fotsiny de miseho ho mahay politika eto !! tohizo raha mbola misy olona fantatrareo ka mitokona any ivelany any ,, avoay eto e
4. nilex ( 03/05/2013 05:25)
Ary toa i ra wiwi indray no mamaly fa tsy rabazy le.I ra wiwi aloha dia tena fantatra fa any ivelany tokoa.Ary ny namany ihany no efa nanambara teto fa tena mpisolelaka tamin'ireny fihetsehan'ny GTT tany ivelany ireny izy io nefa mody manao tgv eto sa.Sa itony ilay mpijapy sovaly fotsiny no ataony fa tsy dia manana fotokevitra mazava e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2319