Artista avy any atsimo

1. hery ( 23/04/2013 08:12)
Hiran'ireo artista maromaro avy any atsimo. Mino aho fa hetsika manokana taorian'ny Haruna ity hira ity. Isaorana izy ireo.
Fa ohatry ny tsy mba hitako ao i Mamy Gotso?

répondu par endriny le 27/05/2013 11:06
2. endriny ( 27/05/2013 11:06)
I Mamy Gotso ange tsy Tatsimo e, sady mbola variana any Ambotsirohitra izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7866