Hosotra na fanosorana
1. Maranatha
(
03/04/2013 05:48)
Ny hosotra dia zava-masina iray izay tsy azo ataotao foana. Mifandimby araka ny fametraha-tanana ihany koa io.
Nisy zavatra iray izay tena nahatsikaiky sy nampalahelo nitranga tao @ fiangonana iray aty M/car. Nohosorana ho apostoly ny pasitera iray . Ny nahatsikaiky dia olona eo ambany fifehezany no nanosotra azy ho Apostoly ary avy eo rehefa voahosotra izy dia nohosorany ho pasitera ilay nanosotra azy . Mba mifanosotrosotra eo izany e! Tena mahatsikaiky. Fa ny mampalahelo dia toa tsy hitan'ireo mambre rehetra ao aminy izany. Hoatry ny jamba ny mason'izy ireo manoloana ny tsy fetezana.
Rehefa nanontaniana hoe iza no miteny fa hianao no manosotra azy ho Apostoly dia hoe ny vadin'ilay nohosorana ho apostoly no mpaminany ka dia izay no voalazany .
Sao dia mba ity ary no hianarany Matio 3:13 Ary tamin'izay Jesosy dia avy tany Galilia ka tonga teo amoron'i Jordana, dia nanatona an'i Jaona Izy mba hataony batisa.14 Fa Jaona nandà Azy ka nanao hoe: Izaho no tokony hataonao batisa, ka Hianao indray va no mankaty amiko?15 Fa namaly Jesosy ka niteny taminy hoe: Ekeo ihany ankehitriny, fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra. Ka dia nekeny Izy.16 Ary raha vao natao batisa Jesosy, dia niakatra avy teo amin'ny rano niaraka tamin'izay Izy; ary, indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin'Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.17 Ary, injao! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako.
Raha io no harahina dia tsy maintsy misy ny FANKASITRAHAN'NY RAY avy any an-danitra fa mety ilay natao. fa raha tsy misy ny fankasitrahan'ny Ray sy ny baiko avy aminy dia aza manaonao foana fa sao hiatra aminao sy izay nankasitraka ny hataonao ny nanjo an'i Kora sy datana sy Abirama vakio ny Nomery Toko faha 16 sy 17
Ny nanosotra io olona io ho pasitera sy ilay pasitera iray mivohy ny maty alarobia dia pasiteran'i Adventiste izay nanangana reforme (FIFAK) . ny Hosotra pasitera anareo aza mbola mampisalasala satria fanam-pahan-kevitr'ilay Pasitera (Ramarozatovo) nanosotra fotsiny.
Mba tonagava saina re reiolona ô!
Mibebaha e!

répondu par bichette le 17/04/2013 11:58
2. RBNIR
(
03/04/2013 07:30)
Faly miarahaba namana,
Ny apostoly dia tsy fidin'olona na hosoran'ny olona fa Jesosy Tompo mivantana no mifidy sy manosotra azy ho apostoly.
Tsy ilay olona koa no manantona an'i Jesosy mba ho apostoly, fa tena ny Tompo mihitsy no manantona sy mifidy azy (azonareo hamarinina tsara ireo lazaiko ireo tamin'ny fomba nifidianana ireo apostoly 12 lahy).
Tsy nisy mihitsy tamin'ireo nanantona an'i Jesosy Tompo ka nilaza hoe izaho mba ataovy apostoly, fa IZY no tonga dia nifidy hoe andeha hanaraka ahy.
Ny apostoly aloha aleho avy dia tsorina ihany koa fa lehilahy fa tsy vehivavy e.
Manaraka izany dia tsy maintsy Jesosy mivantana no mampianatra azireo fa tsy misy mpanelanelana.
Ho fanamafisana ireo teny ireo dia vakio ireto:
« Ary nanokana roa lahy izy, dia Josefa, atao hoe Barsabasy, izay atao hoe koa Josto, ary Matia. » (Asa.1:23)
« Dia nivavaka izy ka nanao hoe: Hianao, Tompo ô, Izay mahalala ny fon'ny olona rehetra, asehoy izay nofidinao amin'izy roa lahy ireto, » (Asa.1:24)
« mba hahazoany anjara amin'izao fanompoana sy ny mah'Apostoly izao, izay nialan'i Jodasy hankanesany any amin'ny fitoerany. » (Asa.1:25)
« Dia nanao filokana ho azy izy, ka latsaka tamin'i Matia ny filokana; ary izy no lany ho isan'ny Apostoly iraika ambin'ny folo lahy. » (Asa.1:26)
Nifidy olona iray mba ho apostoly hasolo an'i jodasy ireo mpianatr'i ny Tompo,
Saingy noporofoin'i Jesosy Tompo tamin'ity « Paoly, mpanompon'i Jesosy Kristy, voantso ho Apostoly, voatokana ho amin'ny filazantsaran'Andriamanitra, » (Rom.1:1)
Noporofoin'i Jesosy Tompo tamin'io fa IZY irery ihany no mifidy izay ho apostoly.
Jesosy v no nanantona ka nifidy an'i Paoly sa i paoly no nanandratra ny tenany ho lasa apostoly?
« [Ny niovan'i Saoly ho Kristiana] Ary Saoly mbola nifofofofo fandrahonana sy famonoana tamin'ny mpianatry ny Tompo ihany, dia nankao amin'ny mpisoronabe izy » (Asa.9:1)
« ka nangataka taratasy taminy ho any amin'ny synagoga any Damaskosy, mba ho entiny mifatotra ho any Jerosalema izay rehetra hitany momba izany fampianarana* izany, na lahy na vavy. [*Gr: lalana] » (Asa.9:2)
« Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy; » (Asa.9:3)
« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asa.9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asa.9:5)
Olona sa Jesosy Tompo no nampianatra an'i Paoly?
« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12).
Izay ry namana isany ny apostoly dia tsy maintsy i Jesosy Kristy mivantana no mifidy azy ary IZY mivantana koa no mampianatra azy.
Raha misy milaza azy ho apostoly dia anontanio izy hoe hoviana no nofidiny ary oviana no nampianariny.
Mety handainga izy nefa tsarao amin'ny voany dia ho fantatrao na izy marina na tsia.
Samia ho tahin'ny Tompo daholo

3. mirananirina
(
03/04/2013 10:48)
Inona intsony moa no mahagaga fa samy mifanositra eo ny olombelona dia ny hiafarany hisy ho lasa Andriamanitra na Jeso
5. bichette
(
17/04/2013 11:58)
Ny mampalahelo amin'izao fotoana izao, te ho "asandratra" daholo ny olona, izany hoe te ho asandratra ho pasitera, mpaminany, apostoly, sns ny ankamaroan'ny kristianina. Te hanana titre sy otran'ny hoe "pouvoir" izany e ! izay no tena mahamay ny olona. te ho afaka manao fahagagana sns no tena anton'ny hivavahana fa tsy misy intsony ny tena fahatahorana an'Atra araky ny baiboly.
Na dia tsy manana titre aza anefa afaka miasa tsara ho an'Atra, ka tsy aleo ve ny fanjakan'Atra no katsahina ? rehefa tian'i Jesosy asondrotra dia asondrony eny ihany hanana ilay titre !