mba andefaso hira an'i hery ndray alou henoina e

1. andrywui ( 26/03/2013 22:51)
- le vao natao milay lay reny alefa e !
aleo ko mba ampijerena andry miharena sy ry didi sy ry zalah ato fa artista goavana anie i hery e
san aoana zoky ?
répondu par karandoha le 31/03/2013 20:22
2. andrywui ( 26/03/2013 22:54)
zany aloha ny rock !! milay be ! ...tsara !!

3. sitlo ( 27/03/2013 15:55)
Ny anay izao ny an-dRawiwi no tianay ho hita.

[center][/center]
4. sitlo ( 27/03/2013 15:58)
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mouhahaha.gif[/IMG][/center]
5. andrywui ( 28/03/2013 07:15)
Hahahaha hiuihih
Ny volokoditray mitsamy no mitovy fa tsy za io !! Zoky Hery à mba asio.hira hafa ranga sérieux ne zany e fa innn ary ty be dongy be ty ...? Sa te hafitalenta ,
Hanao otranilay andevolahy mahay valiha . Fiteny io à
6. hery ( 28/03/2013 08:10)
7. andrywui ( 28/03/2013 11:52)


Zany n'y tena malaza e ...

Sady fanao amin'ny hiram-paty ty ...!!
8. andrywui ( 28/03/2013 11:58)
Tena kozy kosa fa n'a n'y qualité n'a ny. Arrangement n'a n'y vocal n'ï Hery tena efa nisy évolution be mintsy , le rythme batterie ataon'i Hery amn refrain io zao tena micolle tsara mintsy à
9. andrywui ( 28/03/2013 12:00)
Fa ny nahagaga ah kely tamle clip fotsiny de le hay ve i Hery mahay mitondra vamm e , tsy sarotaoatra tsony ???
10. hery ( 28/03/2013 14:03)
Efa misy any fa mbola tsisy sary e
https://soundcloud.com/hery-radiovazogasy-serasera

Fa nahazo mixeur ngeza sy tsara kosa kalou ra wiwi an. Mba atsipazo aty le talou e.

11. andrywui ( 28/03/2013 14:15)
aaa ka io iany le taloha iny ry Hery à , fa tsisy ilana azy akory ne io soundcraft spirit io satria tsy studio live no atao fa programation ka aleoko aza manana mackie 6pistes ... Fa le hiranao lasa navesatra be à , sa mampiasa carte son interface ?? Milay ry Hery à tena efa ao ny puissance n'y ,,fa korg ampiasaina amn clavier fa n'y PSR manify timbre . Tsara e ...
12. hery ( 28/03/2013 15:54)
Zah tsy mampiasa feo avy amin'ny clavier ka. VST ao amin'ny ordi dol. KORG, Nexus, Steinberg Halion

Ny feonkira izany tsy mandalo carte son :-)

Ny feo, rehefa misy, no mandalo mixeur dia ny mixeur no direct any amin'ny carte son. Manana audio controller kely aho fa toa mitovy ihany ny avoakany. Miandry Fasttrack aho izao fa io no mety hahatsara feo. Mbola miandry mpanao don http://goo.gl/Qtc1t lolll
13. andrywui ( 28/03/2013 17:27)
miandry mpanao don ???
Nivarotra Fast track ultra tao amn boncoin ah fa aleoko iany nampiasa Mbox2 pro tools , hay ve efa mampiasa ao amn steinberg sy hallion enao ,itako manindry be le batterie aminio andriamanitra o io ,,efa mavesatra fa tsy nitovy tamle amn roa taona ireny ...
14. andrywui ( 28/03/2013 17:29)
Tena mba hanao annonce ana don kou ah zany sao de mba misy mitoraka Mac fa efa mahakamo ah tony PC tony mibugbugbug be
15. karandoha ( 31/03/2013 20:22)
in dooly reo za zany te hi kapa ventiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0647