tsy hita ze mba fanampiana nentin'ny Mpiondana !!!

1. andrywui ( 16/03/2013 12:22)
ho an'ny rivodoza nitranga fa ny ady sezan'ny mpiondana ampiditra an'i mama no mahamendy anareo
répondu par ronaldo09 le 23/03/2013 12:48
2. andrywui ( 16/03/2013 12:25)
de ny hanabatibaty ny HAT oe jereo fa tonga iany mamanay sns ... ny havana any atsimo anefa efa zara raha misy ho hanina fa efa mitsindroka etsy sy eroa !!

tssssshh fitiavantena , fitiavantseza , teriterin-kiho sy fanambonian-tena no hita taratra aminareo !!!!! tsssshh nemportekoà
3. andrywui ( 16/03/2013 13:31)
jereo etohounn !!

http://youtu.be/jGT02u0Erfk
4. andriywui ( 16/03/2013 13:33)
andrywui:

de ny hanabatibaty ny HAT oe jereo fa tonga iany mamanay sns ... ny havana any atsimo anefa efa zara raha misy ho hanina fa efa mitsindroka etsy sy eroa !!

tssssshh fitiavantena , fitiavantseza , teriterin-kiho sy fanambonian-tena no hita taratra aminareo !!!!! tsssshh nemportekoà



ta gueule !!! ras le bol
5. andrywui ( 16/03/2013 13:54)
ary elah bainn toa manopa le ? sahinlah ve less le ??

hery a mangataka ny anesaorana ny IP an'io mpisandoka io ny tenanay e ! i zama nanao otranio tonga de nalanao ny IP any !! esory ny IP an'io bainn io fa tsisy asa ndray lery ao la defense ao de za no opainy eto tsssshh bandy nanakivy be !!! andao hanao moraingy bainn a sa tinlah atsoiko rabatista iteny anle kozy tsy revinlah teto napitsoaka anlah reny ???
6. nilex ( 18/03/2013 12:38)
Inona moa no hirarahian'ny mpitondra ny olona any atsimo e;fa nga moa ireo nampiakatra azy teo.Ny teny ambany tanàna sy ny miaramila no nampiakatra azy teo ka efa vita ny kianja makis sady lasa jeneraly daholo ry zalahy dia vita ny adidiny.Mandinika ny hanaovana ny vola be azo sisa.Vao hoe tsy hilatsaka dia efa veloma daholo lisany ry akama fa samia amin'izay manao izay mampetihety ny fiainany e.Ny olona harotsaka hisolo an'i lavasanga izao no manahirana azy fa tsy izay any atsimon'ialahy izany.Sao ho very momoka eo daholo mantsy ny ketrika rehetra raha olona hafa tampoka no lany eo.
I mama ary ity tsy nissy fika intsony ny nanakanana azy fa voatery.Marary andoha mihintsy ny mpitondra e.Izao i lavasanga sy i Rajo dia miady indray,mahamenatra e?
7. andrywui ( 18/03/2013 19:13)
Nilex mialohan'ny iteny ko de aza adino ny politika avo lenta a ...
mama zany tsisy olana n'a miditra eto aza ee dada no olanan'ity firenena ity fa tsy mama na bebe razay akory
8. nilex ( 19/03/2013 11:04)
tsy i dada koa no olan'ity firenena ity fa ny mpitondra ankehitriny e,tena tsy andrin'ny vahoaka intsony izay hahataperan'ny tetezamita fa tena lasa ratsy loatra ny fiainana eto indrindra fa ny resaka fandriampahalemana.Aleo tamin'ny andron'i dada toy izay izao e.Izao ry zalahy dia miady antrano fotsiny indray hoe iza no ho candidat.Ka raha tsy hisy hifidy anlisany eo na hilatsaka eo daholo aza ialahy isany rehetra ireo.
9. ronaldo09 ( 23/03/2013 12:48)
Tena marina anie fa i dada tsy mba nitondra fanampiana izany mihitsy e!Nefa milaza fa tia azy hono ny gasy!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745