hountsss...!!!-- mikifalifaly foana
1. andrywui
(
14/03/2013 20:33)
http://youtu.be/E9KK4XOO2cU
de aza mikifalifaly foana tsony fa efa misy dossier mande any aa !!
de aza mikifalifaly foana tsony fa efa misy dossier mande any aa !!
répondu par andrywui le 16/03/2013 12:19
2. andrywui
(
14/03/2013 21:34)
merci les ra José amle hira a ...
fonja marina no hiandry !!! houuuunn manaonao fona ka !! hanokatra TIKO à hanokatra TIKO , nefa ny faty oul nataon'ny andrefimandry ity mbola eo atapondou !!
fonja marina no hiandry !!! houuuunn manaonao fona ka !! hanokatra TIKO à hanokatra TIKO , nefa ny faty oul nataon'ny andrefimandry ity mbola eo atapondou !!
3. cpd8910
(
15/03/2013 09:04)
efa ni ni re i Mpivarotra ronono an-tavy sy i Foza fa aza asiana resabe tsony e! mbola harary an-dou am'zay fihetsiky ny mpivarotra ronono an-tavy foana v na halahelo ny fôlaitra be ataon'ny Foza ankehitriny nefa zareo aza efa OUT? Ny mba tena hampilay lay firenena am'zay heverina rahalahy fa tsy very andro amin'olon-droa! Tsy ireo irery akory no Malagasy ary efa samy hita fa tsy nanjary dia mba ialao toy ny PESTA sy CHOLERA am'zay e!Tsy mila miverina amin'ny HABOKANA (Radidy) na ny RABOKA (Zafy) koa nefa. Zay efa hita fa tsy namely dia avela haka sisiny daolo am'zay e!
andrywui:
merci les ra José amle hira a ...
fonja marina no hiandry !!! houuuunn manaonao fona ka !! hanokatra TIKO à hanokatra TIKO , nefa ny faty oul nataon'ny andrefimandry ity mbola eo atapondou !!
5. andrywui
(
16/03/2013 12:19)
fonja marina no hiandry e !! hanokatra TIKO , hanokatra TIKO , nefa ny faty oul nataon'ny andrefimandry ity mbola eo atapondou !!
mba mananatra iany ah e teneno bofinlisany
mba mananatra iany ah e teneno bofinlisany