ORA FARANY

1. manirii ( 14/03/2013 07:02)
(MATIO 24)
Nyfamantarana nyfiavian'Kristyao@Baibolydia:sarin'nyADYsyTOLONAatrehin'nyzanak'olombelona@tenany manokana...
répondu par RBNIR le 14/03/2013 17:38
2. RBNIR ( 14/03/2013 17:38)

manirii:

(MATIO 24)
Nyfamantarana nyfiavian'Kristyao@Baibolydia:sarin'nyADYsyTOLONAatrehin'nyzanak'olombelona@tenany manokana...

Faly miarahaba namana,
Koa satria moa ianao manolotra ny Mat.24 sy ny farany dia tsy ho tsiniko angamba raha mamerina eto ity rohy ity ny tenako.
http://forum.serasera.org/forum/message/m507bdfc0e9c94#m50af58caa4a24
Samia ho tahin'ny Tompo namana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1028