Mitondra aretina S.I.D.A hono ilay bandikely Deejay eh!

1. amig0 ( 04/03/2013 18:35)
Maty aho kle!!
répondu par andrywui le 07/03/2013 08:05
2. andrywui ( 05/03/2013 14:23)
Oay letie defa nandeha tamn médecin sans frontière ve elah tamzany sida be nahavoa anlah zany raamigo ?? Mapalaelo elah letsy amigo ka ...
Ao fa hanaovana ultimatum ato elah e koziko Hery ....mahereza e
3. amig0 ( 05/03/2013 17:53)
Za leisy mampiasa kapaoty, sady tsy katôlika ah !!
4. andrywui ( 05/03/2013 18:09)

amig0:

Za leisy mampiasa kapaoty, sady tsy katôlika ah !!
Hahahah

Iza ndray zao.no.pehanlah amzany tsy katolika zany ?
Rahery aza less zao am fivavahana ao ataondry nehemia s'y n'y tariny dodon'omby be ao lery kou ,fesona mitsy tonton itambaran'n'y pokna ao ,tsirio kely ao ne e
5. amig0 ( 06/03/2013 20:37)
Didy fa firy moua le we: Aza mamono olona

Kanefa jereo kely ny filohan'elah mande lamesa hono lery, kanefa firifiry ireo olona vizana???

Mpiantsaravelatsihy!!!!:)
6. andrywui ( 07/03/2013 08:05)
Efatra taona eo zany elah rah tsy manaraka traitement. tsara raamigo defa mety hitsipaka aaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2185