Nyvaha-olana N'1eo@fiainana dia nyfanatonanao an'i...
1. manir
(
03/03/2013 08:07)
Nyvaha-olana N'1eo@fiainana dia nyfanatonanao an'iJesosy,fa izao noteny nambarany(Matio11:28 >>Apok 3:20)koa manatona re
répondu par sitlo le 15/03/2013 08:45
2. sitlo
(
03/03/2013 09:57)
Io manarak'efa io ihany dia avy eo ataon'ny mpitondra fivavahana sy ny namany tohatra fiakarana fotsiny.
3. manir
(
03/03/2013 10:44)
manir:
Nyvaha-olana N'1eo@fiainana dia nyfanatonanao an'iJesosy,fa izao noteny nambarany(Matio11:28 >>Apok 3:20)koa manatona re
4. Tefigasy
(
04/03/2013 04:20)
sitlo:
Io manarak'efa io ihany dia avy eo ataon'ny mpitondra fivavahana sy ny namany tohatra fiakarana fotsiny.
Fa angaha moa ny mpitondra fivavahana no arahina fa tsy Jesosy ?
5. Nehemiah
(
04/03/2013 05:32)
Sarotra ho an'ny olona mankafy ny otany izany manatona an'i Jesoa izany.
6. toriteny
(
04/03/2013 09:39)
sitlo:
Io manarak'efa io ihany dia avy eo ataon'ny mpitondra fivavahana sy ny namany tohatra fiakarana fotsiny.
Tsy azoko loatra ny tianao tenenina. Afaka mba développer nao ve azafady?
7. toriteny
(
04/03/2013 11:45)
Misy zavatra tiako tsindrina kely ito, ho an'ny mpino kristianina rehetra mihitsy ary tsy hitsahatra sy ho reraka aho ny milaza azy ity satria primordial amin'ny finoana loatra ilay izy
-Tsy ny fankanesanao any am-piangonana isaky ny sabata na alahady no mahavonjy(fa na any mihitsy aza ianao no hipetraka ka hivavaka foana isa'andro, isa-minitra tsy ho voavonjy ianao raha tsy manana Azy)
-tsy ny fanaovanao asa soa (fa na lanianao amin'ny asa soa aza ny harenanao rehefa tsy manana Azy ianao dia zava-poana izany);
-tsy ny fanaovanao tsianjery ny baiboly;
-tsy ny fitandremanao ny lalàna;
-tsy ny fanananao toetra tsara ka hanovanao ny toetranao ho tsara be, tsisy kianina no atao hoe olom-boavonjy nefa ianao mbola tsy nandray an'ny Tompo akory.
fa izay manana an'i Jesosy irery ihany no hovonjena
Averiko fa betsaka amintsika no mihevitra fa rehefa mivavaka tsy tapaka, rehefa ao anaty sampana, rehefa mpandray, rehefa mamaky mana isan'andro dia ampy izay ho famonjena. Fa tant que tsy manana an'i Jesosy ianao tsy voasoratra any amin'ny bokin'ny fiainana mihitsy ny anaranao.
Noho izany aza miezaka manao an'ireo raha mbola tsy nandray Azy ianao fa tsy ireo akory no hamonjena anao fa Izy aloha ataovy izay hihaonanao aminy ary aza hamelana raha tsy hitanao Izy dia ho mora aminao ireo rehetra ireo.
Ilay hoe manana an'i Jesosy koa betsaka ny mandiso an'io. Ny atao hoe manana Azy eo amin'ny fiainanao dia tena miova ianao amin'ny minitra handraisanao Azy iny, lasa tia vavaka, lasa tia mamaky baiboly, lasa mankahala ny ota sy izao tontolo izao, lasa faly ary tena mahatsiaro sambatra be tsisy ohatr'izany amin'ny fanompoana Azy fa indrindra lasa manao ny sitrapon'Andriamanitra foana.
Ny mamako katolika dia hoy izy rehefa toriako teny hoe za anie hoy izy tena miteny ny zavatra rehetra izay ataoko eo amin'ny fiainako an'i Jesoa é, mivavaka foana za hoy izy hoe mba ho lavorary Jesoa io zavatra ataoko io hoentiko am-bavaka, dia za hoy izy efa mivavaka vao mifoha, isaky ny hisakafo ary alohan'ny hatory, dia mamaky baiboly dia maka ireny andinin'ny soratra Masina ireny izy ataony any anaty poketrany.
Nisy zavatra nataony izay dia noentiny am-bavaka ohatran'ny fanaony ilay izy nefa zavatra tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra dia tsy niteny an'i mama ve hoa Jesoa hoe tsy mety io zavatra ataonao io tamin'ny mama nanao ilay vavaka. Dia gaga be izy hoe fa anga Izy miteny?
Fa tena à 2 sens ny firaisanao amin'Andriamanitra rehefa manana an'i Jesosy ianao, tena miteny io Jesosy io ary miaraka aminao eo amin'ny fiainanao, isan'andro isan-tsegondra, mi-conseille Izy, manoro, milaza ny sitrapony, mampifaly anao, miaraka aminao ao amin'ny fahoriana, namanao amin'ny sarotra, miaro anao amin'ny fahavalo, manasitrana anao amin'ny rofy.
Tena tsara é, tena tsara reto ny Tompo a!!! Tena za mamporisika foana izay mbola tsy ao aminy mba hiditra ao amin'ny fiainana amin'izay fa ampy izay ny adalana, ampy izay ny fanarahana ny fanaon'izao tontolo izao. Androany miverena ao Aminy fa aza mangataka andro

8. manir
(
06/03/2013 07:02)
Slm tpko,
mstra anao aho,ary faly fa mananamana mitory ny hafa-pamonjena,mahereza@asan'nyTompo,hitahy anao anie Jehovah

10. sitlo
(
08/03/2013 00:40)
Ialako tsiny ry toriteny fa dinika tsy dia misy dikany tsy andaniko sitlo.
11. toriteny
(
12/03/2013 08:03)
sitlo:
Ialako tsiny ry toriteny fa dinika tsy dia misy dikany tsy andaniko sitlo.
Efa nandray ny Tompo ihany ve ise?
12. sitlo
(
14/03/2013 12:19)
Tsy nateraka hanompo ary tsy tiako hisy malagasy mieritreritra azy ho mpanompo.
Mody hoe, ahoana ary ny niarian'izao tontolo izao sns? Tampotampoka eo lasa hoe efa nandray ny tompo va ianao?
Dia ampianarina ery ilay olona hanompo.
Mody hoe Andriamanitra no tompoina, nefa lasa toetra raikitra mihitsy ilay izy ka na inona na inona mitranga dia manompo foana.
Raha misy mamelaka ny takolakao havia dia omeo azy koa ny havanana.
Ny mahantra, na ny kely ananana aza alaina aminy.
Iny mahantra iny no nanome be indrindra fa ny hany mba fananany no nomeny...
Nefa ny haren'i Madagasikara angalarina tsotra izao. Tsy olana izany fa mpanompo ireo, any an-danitra ny azy. Rehefa maty izy ho voky be...
Manandrama mipetraka ivelan'i Madagasikara elaela dia zohio ny karazam-pivavahana maro. Dia ho hitanao fa baombina io kristianisma io. Ny firenena afrikanina no maro kristianna indrindra.

13. sitlo
(
14/03/2013 12:38)
Misy malagasy mba tonga saina tahaka itony, fa tonga dia dorana ilay RNM sao misy mianatra.
Dia pepoina tsy maintsy manompo sy midera isa-kerinandro. Sesefana ao an-tsainy mihitsy fa tsy misy ilavana azy ny fiainany amin'izao ka iafio izay mitranga.
Nisy razoky maty nijaly ho anao hono 2000 taona lasa ka tsy maninona koa ianao raha mijaly
Fafana ao antsain'ny malagasy mihitsy hoe maro ireo malagasy fahiny nijaly mafy niohatra an'i Jesosy mba anafahana atsika aty aoriana. Ataon'ny fivavahana kristianina tsy misy dikany izany fa ireny olona mpanota fa Jesosy masina be zanak'Andriamanitra...
Ka averiko aminao ny fanontanianao fa ovaiko kely, efa mpanompo ve ise?

14. Nehemiah
(
14/03/2013 12:40)
Dia hono aho, mba manahoana ihany ny tahan'ny heloka bevava sy ny fandriam-pahalemana ary ny fiainana ara-pitondrantena any @'ireny firenena izay kristiana t@ andro fahiny nefa efa nanary an'izay @'izao fotoana izao ? Mba avy aiza moa ny fitotongan'ny fari-piainana ara-piaraha-monina, ara-bola, ara-pitondran-tena hitantsika @'izao fotoana izao aty Madagasikara ? Avy @ finoana kristiana sa avy @ fandavàna an'Andriamanitra ? Avy @ fampianarana kristiana ve sa avy @ fampianarana manao hoe kisendrasendra no nahatongavantsika ety ambony tany, tsy misy Andriamanitra, tsy misy dikany ny fiainana, tsy manana ho avy afa-tsy ny mivadika ho zezika antsika, tsy misy antony tokony ananan'ny tsirairay fitsipi-pitondrantena ary tsy misy antony ny fitiavana ?
Mba efa nahita tranga tahaky ny vonomoka tany Columbine na tahaky ny nataon'i Anders Breivik ve ianao aty Afrika ?
Kristiana ve i Hitler, Staline, Mao izay nampamono 140 tapitrisa olona farafahakeliny ?
Tsy azonao ny dikan'ny hoe "Raha misy mamelaka ny takolakao havia dia omeo azy koa ny havanana" : kavanana ny ankabetsahan'ny olona. Ka rehefa tehafinao ny takolaka havanan'ny olona mifanandrify anao dia mitehaka @ vohon'ny tanana ianao izay ary ompa izany. Ka ny dikan'io izany dia aza mamaly ratsy ny ratsy fa tsy hoe manaova karipetra eo anoloan'ny fahavalonao.
Iza moa no nahomby kokoa : i Malcolm X sa i Martin Luther King Jr ?
Moa ve fantatrao fa kristiana ny olona izay nitolona ho an'ny fahaleovan-tenan'i Madagasikara t@ 1947 ?

17. toriteny
(
14/03/2013 19:55)
sitlo:
Valiteny tsy dia misy dikany tsy dia ivakiko ron-doha.
Reveo eo ny fanompoanareo.
Tsy kivy amin'ise aho fa raha mbola hisy koa ny farany tsy ho foana ny fanantenako.
18. sitlo
(
15/03/2013 00:27)
Rehefa tena ataoko ny fandinihana dia tahaka ireny autruche manafina ny lohany anaty lobolobo ireny. Ety dia ety moa ny lobolobo sa?
19. Nehemiah
(
15/03/2013 05:35)
Ny fanontaniana mipetraka, na tianao na tsy tianao, dia inona no lojika kokoa : tsy nisy inona na inona dia tonga dia niforona ho azy ny zava-drehetra @ fomba kisendrasendra sa misy namorona ny zava-drehetra ary tsy maintsy mankato azy antsika ?
20. sitlo
(
15/03/2013 06:18)
Izay vao mba nisaina, mba fanontaniana iray no apetraka fa tsy tonga dia zato.
Fa saingy mbola miala amin'ny lohahevitra ka tsy mendrika ho valiana.