Nyvaha-olana N'1eo@fiainana dia nyfanatonanao an'i...
22. sitlo
(
15/03/2013 06:40)
Hitanao izany ny fialanao amin'ny dinika?
Aleo averiko.
Raha miala amin'io ny valin'ny fanontaniana apetrakao dia aza antenaina hamaly aho.
Aleo averiko.
sitlo:
Io manarak'efa io ihany dia avy eo ataon'ny mpitondra fivavahana sy ny namany tohatra fiakarana fotsiny.
Raha miala amin'io ny valin'ny fanontaniana apetrakao dia aza antenaina hamaly aho.
23. Nehemiah
(
15/03/2013 06:44)
Koa ianao ihany no manarak'efa ny fampianaran'ny mpandà an'Andriamanitra, fa ny an'ny finoana kristiana (finoana hoy foana aho fa tsy fivavahana) dia miraikitra @ tantara sy ny réalité tsara.
24. sitlo
(
15/03/2013 07:06)
hahaha, misy miseo mahalala ahy marina an
Mba lasa ny saiko, taiza aho no nanarak'efa ny fampianaran'ny mpanda an'Andriamanitra?
Ny hitako toa ireo mihira hiram-pivavahana teny amin'ny 13 mai dia avy eo nentina teny Ambotsirohitra. Dia nanao akanjo fotsy maro nanala devoly sns.
Tena miraikitra @ tantara sy ny réalité tsara marina.

25. Nehemiah
(
15/03/2013 07:31)
Misy fanontaniako izay mbola tsy novalianao : mba kristiana tena izy ve i Hitler, Staline sy Mao, sa mpandà an'Andriamanitra ?
26. sitlo
(
15/03/2013 08:00)
Maro ny fanontaniana tsy novaliako izay tsy hiako akory ny antony amaliako azy.
Io dia tsy milaza hoe izao inoana na izao inoana. Ny manarak'efa dia avy eo ataon'ny mpitondra fivavahana sy ny namany tohatra fiakarana no tsy mety. Na inona na inona arahinao anjambany dia tsy mety daholo.