KAY VE MISY MPANOLANA RELIJIOZY
1. andrywui
(
15/02/2013 12:14)
Tranga vitsivitsy
Ho an’ireo mpanara-baovao momba an’i Vatikana dia misy antony hafa, ankoatra ny toe-pahasalamana, nitarika ny Papa Benoît XVI handray izao fanapahan-kevitra hitsahatra amin’ny asa sy andraikitra ambony indrindra eo anivon’ny fiangonana Katolika Romana izao.
Nampatsiahivin’izy ireo aloha ny tantara, fa efa niteny izy taorian’ny nahalany azy tamin’ny taona 2005 (nandimby ny Papa Joany Paoly II) fa tsy haharitra ela eo amin’io toerana io, fa toy ny hiantoka ny karazana tetezamita fotsiny ihany.
Isan’ny namparefo indrindra ny fotoana nitondra ny Eglizy Katolika Romana ihany koa anefa ny fisian’ilay olona akaiky azy namoaka ny tsiambaratelo maro momba ny fitantanam-bola tao Vatikana. Nomeny famelan-tsazy ihany anefa io olona mahatoky sy tena mpanara-dia azy hatrany hatrany io.
Ary ny tena goavana indrindra, kanefa ninian’ny fiangonana tsy nasian-teny sy nikipiana dia ny raharaha fanolanana ankizy tsy ampy taona naha voasaringotra relijiozy lahy maro naneran-tany.

répondu par andrywui le 15/02/2013 16:20
2. andrywui
(
15/02/2013 12:18)
Mahita an'i Amigo mba te hitifitra sipa kely ry zalah zany de maro ozy ny relijiozy manolana ! sady otran'ny misy resaka oe fanodikodinambola des milliards ozy racharles zay kou zany tao , io navoakanlay "mahatoky" io ny secret !!! hhoooouuunnn...!!
enjana be zany !! gaigy zany
enjana be zany !! gaigy zany
4. andrywui
(
15/02/2013 13:42)
Nehemiah:
Aiza ny rohy ?
http://www.aoraha.com/nihovitrovitra-ny-eglizy-katolika-handao-ny-andraikiny-ny-papa-benoit-xvi/
5. andrywui
(
15/02/2013 16:20)
Afapo ve nehemia ,
miala tsiny ary fa partie kely essentielle no nalaiko io.
Ery ambanimbany ....