Mitady sipamalagasy manjakely
1. AMIG0
(
21/01/2013 13:49)
Io sipa tediavina io ah de tokony mihoatrany 20 taona ihany, sady verijine.
répondu par vale le 03/05/2013 10:45
2. andrywui
(
22/01/2013 11:43)
AMIG0:
Io sipa tediavina io ah de tokony mihoatrany 20 taona ihany, sady verijine.
fa saika ho ataonlah inn anefa ra amigo le sipa le , ho vizann ve sa alaina akama ?
5. andrywui
(
06/02/2013 22:13)
afaka handefasako email na sipa zay elah ra amigo raha ohatra ka a , faza tenitenenn oe taty amiko nazaonlah azy a ! tonga de poinsa be io fa le izy alou tsy sipakely tsony fa aleo azava le kozy,, fa mbola azo vizanina tsara ,,, efa mpiondana be ko le izy sady tonga de mibonoka be elah aminy ! aona lty ???raha iainga elah e
6. nilex
(
08/02/2013 12:35)
Sipa ho lalaovina ve sa ho vadiana.Raha ho lalaovina dia amin'ny alina mijery fa be manja kely mijorojoro eny andalana eny,afaka misafidy tsara ianao.
Raha hovadiana indray dia aza adino ilay tenin'ny soratra masina hoe 'fitaka ny hatsaran-tarehy'.
Tsy ny tarehy mihintsy ry namana no vadiana fa ny fanahy no maha olona hoy ny gasy.
Ny toetra no jerena fa tsy ny endrika mihintsy raha te hanana tokantrano vanona sy tsara.

7. amig0
(
11/02/2013 19:51)
nilex> raha vadinao ve efa hitanao fa ratsy be ny tarehiny zao, fomba ahoana kou no hitiavanao azy e??!!
Tsy ny tarehy no vadiana fa le olona ka, rehefa tianao izy de zay, samy manana ny safidny e!
Tsy ny tarehy no vadiana fa le olona ka, rehefa tianao izy de zay, samy manana ny safidny e!
8. andrywui
(
11/02/2013 21:08)
fa aona lou ra amigo à andefasako.email n'a sipa efa zokiny zay ve elah e ,fa mbola miainga be izy à sady tsy alavitra ....aona Lty ???
9. vale
(
03/05/2013 10:45)
vingt ans mbola virjiny @zao fotoana aloha raha ny henoko ao Dago hono, tena manao zavatra mbola kely doly ny ankamaroan'ny ado ao, ka asa, hihihihihi ;-)