O ravatorano a omeo sopapa kely zokibe fa mamay be ny tanana a

1. andrywui ( 21/01/2013 12:47)
Ny entana nantenaina hilatsaka tsy hita beniany ty , ny pataloako rovitra fotsiny teto amin'ny hery teto , 3taona ngarangidiny ah nanosika an'i boay kely nefa lery naneno saoana ndray !
tena fisaka ny marina razokibe ravato a innn fika fa ho avy hivouvou amiko eto daholo zao ry rapika sy ny namany hanao tsindrio fa lavo eto
répondu par andrywui le 24/01/2013 15:10
2. nilex ( 21/01/2013 13:16)
Mbola hipoitra daholo ny marina rehetra ao ariana kely ao fa aza kivy fa mety hanantontena ianao ny farany an.Atra tsy andrin'ny hafa handrasanay fa tsy maninona e.Inona intsony moa no azo atao fa efa deba aloha izao ny bandy kely dia tavela eo daholo ny vendrana rehetra.
Ny vola no nahamaika azy fa raha izay hitantana firenena moa ve ho ainy e,mba mila fahaizana koa nge io fa tsy hoe izao olona rehetra izao dia hitondra firenena e.Izany hoe itany koa fa mbola be ny gasy vendrana ka nararaotin'izy sy ireo akamany.Jereo izy tany frantsa farany teo fa nolazain'ny minisitry ny raharahambahiny frantsay fa mbola zaza loatra ka tsy tokony hilatsaka.Asa na niteniteny foana tany angamba ka nihomehezan'ny olona .Ny an'ny olona nge izany mpanao politika izany efa galifantsy fa tsy hoe DJ afaka e.
3. andrywui ( 22/01/2013 09:51)
Ny fika anie misy e
Efa vita kajy daholo ny rehetra fa tsisy adala eto ....hehehe..
4. nilex ( 22/01/2013 12:15)
Fika paiso ireny e.Be fitetika hoe ny fifidianana solombavambahoaka no atao aloha dia hanamboamboatra seza eo nefa ny ONU tsy manaiky fa izay efa tapaka dia tanterahina.Tapaka ny calcul rehetra fa ho very eo io e.Efa zatra mivadibadika amin'izay nifanarahana mihintsy ireto hat ireo an.Tena be paika nefa mora ambakaina koa.Ko raha tsy vendrana ny vazaha ka ho ambakainao eo.Mpanongam-panjakana anie ny filazany an'io e.
5. andrywui ( 22/01/2013 13:33)
ngah ny vazah no mbola ampitondraina ny firenena ee !! afaka FIRANA tany kou anie ny vazah anao raha mitady lougarou izy ee
6. andrywui ( 22/01/2013 13:36)
mbola vazah sy ny oui msié ve ry nilex no mbola manakopery anaty lohanareo aaa
mba manana hazondamosina ry bainn a
afaka entitsika gasy ny firenena anie e afaka dirigéna tsisy vazah i M/car fa tsy hoe tsy maintsy handohalika foana akory ,
ny harena betsaka afaka trandrahina sy hanodinana ny firenena
7. nilex ( 23/01/2013 05:42)
Tena mipetsopetsona foana mihintsy ity andrywui ity eto kay fa tsy mandinika ny zava-misy.
Heverinao toakoa ve fa raha azon'ny hat sy ny forongony atao ny miala amin'ny vazaha tsy efa nataony efa ela ve io fifidianana io,efa filoha voafidy tahaka izay rajoelina.
Ilay fifidianana kasaina hatao ary mbola handandizana any amin'ireo mpamatsy vola.
Vao miteny ny vazaha hoe ni ni dia tsy afaka mankaiza fa manaiky Rajoelina tsy misy sahy manda.Naninoa ary raha naseho ilay hazondamosina dia nanao be loha fotsiny.
Maninona no mitady vahaolana any ivelany toy ny tany Israel ohatra.
Aza resahina ny momba ny harena ankibon'ny tany fa tsy antsika ireo,tsy zakan'ny gasy ny mitrandraka ireny fa mbola ny vazaha ihany no tompony ka ny hetra kely eo no mba an'ny gasy e.
Ra8 no hany filoha tokana nanosika ny vazaha indrindra ireto frantsay ireto fa lasa moa izy ary izay indrindra no antony nanonganan'ny frantsay azy teo satria hitany fa ho ratsy ny tantara.Olon'ny frantsay izao no mitondra ka aza mihevitra ny ho afaka amin'ny izany fikaikon'ny vazaha izany ianao ra namana an.
Tena hararaotin'ny vahiny itsika amin'izao krizy izao ka mety ho ratsy mihintsy ny ho tohiny nefa ny mpitondra ankehitriny dia mbola olona faible koa ka tsy misy antenaina aminy.
8. andrywui ( 24/01/2013 15:10)
Nilex a ! fahendrena faratampony no nataon'i filoha tamnireny fanapahakevitra ireny !!azo natao tsara mihitsy ny tsy niaraka tam frantsay na i amerika na UA UI ny japoney efa nipimaso ,de misy firenena goavana be hafa efa nanao haody !!! fa fahendrena ireny bainn aa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1775