AZA MITADY ATAMBO E misy fika vaovao ao heheheh

1. andrywui ( 21/01/2013 12:38)
misy fika avo lenta tsy takatrao ao ananona ao ry akamako isany a , itanareo atsy ho atsy zany tonga de hilatsaka tampoka 1mois avant zany ny entana fa tonga de gina ny tanana oe mankaiza sy manao aona tokoa marina ny manakory amin'iza ry bainn !!...
mandrimandria manan'aretina e

tsy maintsy hilatsaka ny entana e zay fotsiny !! vao misy be loha eo de be loha , vao misy mafy detety eo de mafy detety koa a ,, hahahaha aza ny ataoko no atao fa ze lazaiko tanterao

tsiky dia ampy hoy hery malala zay !!
répondu par andrywui le 21/01/2013 21:51
2. nilex ( 21/01/2013 13:23)
Fa nga izy ity kilalao e,voapresin'ny vazaha izy izany ka kepoka fanteraka .Nitady fika ilatsahana fa tsy misy fika e.
Ity misy secret kely lazaiko amin'ny ialahy isany.Rajoelina nge ry zalahy efa ela no te hipitika e fa tsy zakan'ny lohany ary tsy nampoiziny mihintsy ny fadehan'ny raharaha taty aoriana.Tsy afaka anefa izy fa voaterin'ireo jiolahy maro be miaraka aminy ao."Tsy misy miala eo" hoy ry zalahy.Mody niodikodinany sy nanaovany sinema fotsiny ialahisany fa efa ny hiala mihintsy no tao andohany;izy koa efa deba be izao.Nampitahorindry zalahy izy fa jereo tsara fa tsy hipetraka eto io rehefa miala eo fa matahotra ny namany akaiky tao.Te hanao aminy eo e.
3. andrywui ( 21/01/2013 21:51)
2018 ndray bainnn a mamay be ny tanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4166