Ravalomanana?
1. amig0
(
20/01/2013 11:48)
Ity olona ity ve tsy tokony hiverina an'ny madagasikara e? Sa pamadika tanindrazana ity bandy ity?
répondu par nilex le 25/01/2013 05:32
3. nilex
(
21/01/2013 05:42)
Tokony hody mihintsy izy fa be ny matahotra azy aty dago eny fa na dia ireo milaza fa hisambotra azy aza dia tsy sahy mampiditra azy eto akory.Nga tsy mampihomehy e.
5. Nehemiah
(
21/01/2013 12:57)
andrywui:
mpamono olona ve ho avela hiriaria iaraka amin velona eto e ??
Tsy voaporofo izany
6. nilex
(
21/01/2013 13:07)
Io tsy mandinika mihinana amambolony io ihany no mahavoa an'i andrywui.Aza adino fa fitsarana voabaikon'ny hat nge no nitsara andra8 e.Ary betsaka koa nge ny porofo nofafana teny antaninarenina teny e izay milaza fa ry zalahy ihany no tao ambadiky ny 7 fevr.Mila averina ny fanadihadihana rehetra sy ny fitsarana andra8 .Raha tena manana ny fahamarinana ny fat tsy tokony hatahotra izany e.Ny marina tsy maintsy mbola hiseho e.Izaho manokana aloha dia manana porofo ihany fa tsy rav8 mihintsy no mpamono olona eto fa fetsy fotsiny ireto hat ireto.
7. andrywui
(
22/01/2013 09:53)
Efa miomakomana n'y hiavianilay mpamono olona n'y G7 ry havana ,
Misy oul ho ahantona tenda atsy ho atsy .aleo.hody i dada
Misy oul ho ahantona tenda atsy ho atsy .aleo.hody i dada
8. nilex
(
22/01/2013 12:09)
Ka ny tena mampihomehy nge dia izao ry namana ,be vava be ry zalahy eto,tenenina daholo izao rehetra izao fa vao miakatra ao anaty avion ra8 hoe hody dia miazakazaka mafy ny NOTAM.Fa inona no olana e,fa nga matahotra,aleo izy hody dia samborina e.Miaramila be dia be ireo ve dia tsy hahafehy olona iray,eny e mety matahotra tokoa ry zalahy satria i Remenabila ary moa ity olona iray tsy azo fa mampitahotra ny mpitandron'ny filaminana indray.Dia gaga ianao.
9. andrywui
(
24/01/2013 07:49)
Tsy maintsy hisy ny fitsarana sy fanadihadina rehetra anireo olona ampolony sa anjatony maty s'y tsy hita tamn 07fevrier ireny , tsy maintsy hitory n'y G7 , tsy misy idiran politika mihitsy n'y aferan'ny G7 amin'i dada . Ka hody higadra eto fotsiny dada fa aleo izy any
10. nilex
(
24/01/2013 13:08)
Aza mampihomehy ry se a,aiza koa no misy hoe aleo izy ho any nefa olona lazaina fa namono olona maro be.Resaka politika nge io fa aza adino e,Efa azo ny fitondrana dia aleo izy ho any satria fatatry ny mpitondra tsara fa tsy meloka iny olona iny ary tsy tokony ho gadraina dia aleo fotsiny izy mody sakanana tsy hody eto toy izay manaonao foana.Ny G7 izany dia olona nataon'ny mpanao politika jono fotsiny izany fa miala maina eo ireo avy eo.
11. andrywui
(
24/01/2013 15:26)
Ka inn zany aminao fa toa hamaivaninao ireo vahoaka naripak'i dada teo ambohitsorohitra reny ?? Tsisy dikany? Satria tsisy havanao voatifitra teny à ? Ampidiro izy ,mety fitsarambahoaka aza fa tsy fitsarana anosy no.miandry azy ...
12. amig0
(
24/01/2013 19:27)
andrywui> mety mino aho less fa tsy ravalomanana velively no namono an'ireny olona ireny!
13. nilex
(
25/01/2013 05:32)
Misy horon-tsary fanadihadiana izay any ny televisiaona françe 24 frantsay io an no nanatanteraka azy teto tamin'ny 2009 nafana ireny,asa raha efa hitanareo io.Misy secret be dia be ao anatin'io ary tena mahery ry zalahy fa hitany ny miafina rehetra.Betsaka ny zavatra nasehony ao fa ny tena nanaitra ahy tao dia ny nahazoany sary ny fivorian'ny mpanohitra tamin'izany izany hoe ny tarik'i tgv.Nalefany @ teny gasy mihintsy izay fivoriana izay ary tazana eo @ sary daholo ireo loandohan'ny mpisorona tamin'izany fotoana izany fa ny tena nisongadina indrindra dia ny nitenenan'ilay tompon'andraikitra iray izay sady azo tsara ilay feo no nataony mafy hoe"isika dia tsy maintsy mitady ny fomba rehetra hi accusena andRavalomanana ".Itako tampoka io horonan'tsary io ary tena taitra mafy aho satria fantatro ny marina rehetra.Nanomana ny 7 febroary ry zareo tamin'io raha azoko tsara.Tsy misy lainga ary tena film réel io ary indrindra vazaha no nanao azy fa tsy gasy akory.Ho ezahako ho alefa eto raha tsy mino i Andrywui dia ho tampona ny domy.Fa ny hevitra tohanana izany dia mila fantarina tsara fa tsy tohanana daholo izao adala rehetra izao