Ny karamany rajoelina
1. amig0
(
20/01/2013 11:44)
Hoatrinona no azon'ny Andry isam-bolana?
répondu par andrywui le 24/01/2013 15:05
3. nilex
(
21/01/2013 05:43)
Raha ny karama ve no aleha eo tsy efa ela iny no niala e.Ny manambaka ny gasy no tena mahavelona eo.Ny karama ao anatin'ny 50 taona alaina indray mipi-maso ko.
4. andrywui
(
21/01/2013 12:33)
eny oa letsy ry nilex aiza ve ka TIKO sy MAGRO valo no teo de vao tafiditra ny sasany dia isakin'ny fokontany mihitsy no niorina ireo magazain'ny sasany ! soa fa efa niverina tamin vahoaka izay nalainy tam vahoaka marina zany ry bainn aa
5. nilex
(
21/01/2013 13:27)
Ny anao alahelo fananan'olona no tena marina .Ra8 nge efa deba hatramin'izay e,talohan'ny nitondrany fa ny sasany izao vao lasa deba taorian'ny nitondrany.Ny vola azo tamin'ny DJ ve dia tokony ho afaka hilatsahana ho filoha fa ao raha.
6. andrywui
(
22/01/2013 09:55)
Bainn à nilex à efa ela anie zany Injet zany no nisy e ,sa tsy fantatrao ?
7. nilex
(
22/01/2013 12:04)
asa raha fantatrao fa izany injet izany talohan'ny 2009 dia tena orinasa nitsipozipozy izany.Sady an'ny rafozany io no tena marina fa tsy an'lery an.Nedala dj ihany.
8. andrywui
(
24/01/2013 15:05)
nitsipozipozy angah i injet ?? hahahaha zany o ary le nanidiana anle domapub teo antanimena naninnn ?? sao de natanjaka loatra de naena kely ny heriny