"Volako manokana" hono

1. hery ( 15/01/2013 09:20)
Io indray ilay resaka "volako manokana". Volan'ny prezidansa (na volan-dRajoelina) manokana hono no nomeny hanamboarana ny tohatohatr'Ambondrona sy Antaninarenina...

Fa angaha tsy tadidiny fa "volan-dRavalomanana manokana" koa no nividianana ny Air Force ?
répondu par ravatorano le 19/01/2013 10:52
2. amig0 ( 15/01/2013 12:11)
Sambasamba zanahary fa t@ ity indray mitoraka mba miheno an'i hery kle!

kanefa, ny presida nitondra sy ny mbola hintondra teo anie mitovitovy daolo eh; tsy misy afatsiny hamitaka ny vahoaka
3. andrywui ( 15/01/2013 12:32)
Samy mpandraharaha matanjaka manambola reo de aleo samy apiasainy ho an'ny vahoaka n'y volany ...
Fa le dès milliards nalain'i dada melohan'ny hitsoaka kosa rahery tsy anazy manokana à !! Sa anazy ????
4. hery ( 15/01/2013 13:18)
zany hoe rehefa ravalo no manao dia aongana fa rehefa rajoel de hoe samy mampiasa ny volany ho an'ny vahoaka lol

izany rehefa miondana olona.

5. amig0 ( 15/01/2013 13:25)
tsy we midoka an'elah zah hery fa tena marina io voalazan'elah io ka hahahaha
6. andrywui ( 15/01/2013 14:44)
Ka le anle raikala any sud aff lazainy fa vola azy nefa tsy anazy ,tsisy porofo !!
Jereo ko zao ny fahasahiana be ty oe ny haretsika no trandrahatsika fa mahavita ani m/car ny haremben i m/car ,atao tsara tantana fotsiny !to zay handady lava amin oul eto fona ,vo.misy blem kely de tsy omenay vola lisany ..tsssshhh aleo iainga e
7. andrywui ( 15/01/2013 14:49)
Innn ko no vola ho alaindrajoell eo e ,ny karaman mpiasapanjakana s'y fapiodinana n'y machine administrative aza manahirana ko.vola innn ko no.ilibana eo ,fa ra averini ravalo ndray le lasany reny alou de mba miaina kely n'y fanjakana
8. ravatorano ( 19/01/2013 10:52)
andrywui < hahahaha
mapmé anah ilay hoe vola inn no alain drajoelina eo hahahah fa milda be tokoa ve lery io eh hihihi sa ny akamany mpanao polifika ireo no mamatsy anazy d lasa "voalny" no miasa eo tsy hay tsony an za tsy maalala klouh fa d aleo tsy hiteniteny foana eto hihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2555