TAOM-BAOVAO - ASARAMANITRA MALAGASY
1. tsitialainga
(
14/01/2013 07:19)
Salanitra daholo.
Efa manakaiky indray ity ny Taom-baovao tena Malagasy 2013 (ABIBA) ry zareo ka inona moa no manakana raha handeha isika rehetra izay mpandala ny soatoavina sy ny maha-Malagasy mba hiara-mientana indray hankalaza izany @ fomba manetriketrika???
Ny tanjona @ izany moa dia ny hahafantaran'ny Malagasy tsikelikely ny tena fombany hatr@ voalohany ka nananany ny naha-IZY azy, kanefa zary tototry ny kolo-tsaina sy ny riba vahiny vokatry ny fanatontoloana @ izao fotoana izao.
Araka ny fisehon' ny fankalazana isan-taona dia ireo fikambanana vitsivitsy mpandala ny soatoavina sy kolo-tsaina Malagasy no mpanentana, ao koa ireo fiangonana vitsivitsy izay manamafy ny fahamarinan'ny datin' izany fankalazana ny tena Taom-baovao Malagasy izany.
Koa tsara raha mifanome soso-kevitra sy tolo-tsaina ary tànana hoenti-mankalaza izany.
Raha eto anivon'ny fikambanana misy ny tena sy araka ny fikarohana natao dia ny Alatsinainy faha-11 Mars 2013 izao no migadona izany vanim-potoana manan-danja sy zina izany koa tsy aleo ve haseho kely sy haverina @zay ny fahendren' ny razana taloha sao mba izany no hampivoatra sy hampiharina an' i GASIKARA MALALA???????
N.B : Raha hamazivazy resaka sy dinika ianao fa tsy hampandroso dia iangaviana mba tsy handray anjara aloha. Mankasitraka e!!!

répondu par tsitialainga le 31/01/2013 16:24
2. njaraiharana
(
22/01/2013 00:12)
Tsara ilay fanentanana fa dia misaotra sy mankasitraka.
Tena tokony hatao misimisy kokoa ny fanentana sy ny fanazavana ny zavatra nisy teo amin'ny fiarahamonina malagasy, tahaka izao taomvaovao malagasy izao.
Ny tanora ankehitriny tsy mahalala intsony ny zavanisy mantsy, ka ho an izay mba mahalala dia mba tokony mizara izay hananany.
misy blaogy betsaka azo hifampizarana azy.
Misy ihany koa ny ao ami'nny facebook: groupe merina sy ny groupe fiteny malagasy ary ny groupe Weare melayu.
Dia mantena fazavana misimisy kokoa e!
mankasitraka

3. tsitialainga
(
22/01/2013 14:08)
njaraiharana:

Tena marina zany fa dia hihetsika am zay tsika fa mampalahelo ny gasy e! Otran hoe tsy mba manana ny maha-izy azy.
4. ngandrina10
(
24/01/2013 17:15)
Miarahaba antsika mpikambana ato Amin n'y serasera n'y tenanay fa raha n'y hevitro manokana aloha de mankasitraka an i Mr sa Mlle sa Mme klou le Tsitialainga e ampio kely ihany le fanentanana eh msaotra mialoha eh
6. tsitialainga
(
31/01/2013 16:24)
ngandrina10:
Miarahaba antsika mpikambana ato Amin n'y serasera n'y tenanay fa raha n'y hevitro manokana aloha de mankasitraka an i Mr sa Mlle sa Mme klou le Tsitialainga e ampio kely ihany le fanentanana eh msaotra mialoha eh
Mbola mamerina ny fiarahabana sy ny firarian-tsoa ihany namana ngandrina10, Atoa Tsitialainga ihany ity mba manana soso-kevitra hampiadanana @zay ny Malagasy ity fa efa tonga ny fotoana tsy hifohazana fotsiny ihany fa tena tokony handraisana ny fahasoavana sy ny tso-drano nampanantenaina an-tsika taranaka voafidy sy manan-jina @zay e!
Tao-trano tsy vitan'ny irery koa tsara angamba raha isika rehetra no mba miara-manentana hanamarihana sy hidirana @ izany ASARAMANITRA lehibe izany.
Alao hery dia aingao ny zoto sy ny banjina ho@ tsaratsara kokoa @ zay.
Soava tsarà daholo rahavana.